@wendy.mialy: satria tsy voatery ilay fisarahana no tena marary, iny afaka ekena ihany rehefa tsy anjara, fa ilay izy tonga dia miaraka sy mifankatia be tampoka amin’ny olona hafa sahady no manindrona, mampieritreritra hoe teo foana ve iny olona iny zany atrizay, hoe tsy nasiany hajany ilay fiarahana zany, dia manontany tena nareo hoe “ray volana ve dia hamafa roa taona”