Language
English
عربي
Tiếng Việt
русский
français
español
日本語
한글
Deutsch
हिन्दी
简体中文
繁體中文
API
Home
How To Use
Language
English
عربي
Tiếng Việt
русский
français
español
日本語
한글
Deutsch
हिन्दी
简体中文
繁體中文
Home
Detail
@aa.ramay: Weather 🌧️ 🌧️ 🌧️ #nathiagali #murree #grey #greytherestaurant #dinner #mountains #clouds #evening
A A Ramay
Open In TikTok:
Region: PK
Saturday 10 May 2025 15:57:18 GMT
1735
48
1
10
Music
Download
No Watermark .mp4 (
0.74MB
)
No Watermark(HD) .mp4 (
1.22MB
)
Watermark .mp4 (
1.61MB
)
Music .mp3
Comments
sajid Rehman jadoon! 😊 :
🥰🥰❤️
2025-05-10 17:04:12
0
To see more videos from user @aa.ramay, please go to the Tikwm homepage.
Other Videos
gatekeep r nma phại shareee #bbsuncream #kemchongnang #dermablock #toneup #suncreen
Mpiray tanàna izahay taloha ary izay no nampihaona anay. Tsy nisy hoe nifankahalala aloha fa nifankahita teny foana ela be. Toy ny mpiray tanàna maro: mifankahalala fa tsy miresaka loatra. Avy eo rehefa niditra nianatra Katekomena aho dia anisan'ireo mpianatra efa ela tao izy fa tsy tonga isaka ny Alahady dia lasa ela be tao foana🤭 Lasa niaraka noraisina ho mpandray ny fanasan'ny Tompo izahay nefa izy efa ela no tao. Ary ny Sampana nofidiako dia ny Sampana nisy azy efa ela ihany koa. Mbola tsy nisy hoe inona mihitsy, tsy dia niremarque azy akory aza aho🤗 Fa izy hono niteny tamin'ny mamany hoe "tsy tiany mihitsy aho" satria bota🤭 (Eny e, nalalaka be koa ilay tenue ako na izany aza,lol) Rehefa nisy fivoahana teo amin'ny sampana nisy anay dia niteny tamiko izy hoe eo akaikiko mipetraka fa be ankizy be ilay fiara ka sao mandoa raha ankizy no eo akaikiny dia tsy tiany. Dia niaraka nipetraka, niresadresaka eraky ny lalana ary toa hanihany fotsiny aza no noheveriny hatao raha nilaza ho lasa tia ahy izy🤣. Oktobra 2019 io... Handingana kely aho, ny 5 Desambra 2019 ihany nilaza izy fa "haka vady ahy" ary nanao fisehoana izahay ny 20 Desambra 2020... Handingana lavitra aho... Nikasa foana izahay fa tsy nisy vola, tsy nety ampy mihitsy fa tena tampoka teo no nampety ny zavatra nataonay ka nahavitanay ny raharaha ny taona 2025 lasa teo. Tao anatin'izay rehetra izay dia tsy dia nanana fifandraisana tamin'Andriamanitra izahay. Izy aza moa niala tao amin'ilay Sampana nisy anay nanomboka ny taona 2021 fa izaho somary nadisadisa teo ihany. Fa tao anatin'ny fanomanana raharaha no niverenako tena nivavaka, namaky Baiboly isanandro... Tongatonga ho azy tato an-dohako foana ny hoe "Jesoa no Ivo" nanomboka tamin'ny fotoana nanomananay ny raharahanay. Ary mbola io no teny amin'ny fononon'ny diarim-bavako. Rehefa nanao vodiondry izahay dia io no hevitra nomeko ary nekeny hoe: "Jesoa no Ivon'ny tokatrano izay hahorinay" ary mbola notazominay hatramin'ny mariage. Mbola tsy nety niverina hanao Sampana mihitsy izy na taritiko aza tao aorian'ny mariagenay. Mbola kamo kely aza indray2 rehefa Alahady. Tsy dia niinsiste intsony aho fa nitondra am-bavaka foana ny mba hiverenany hahatoky tanteraka an'Andriamanitra, ny hanompoany na mety ho hafa aza, tsy mitovy amin'ny ahy ny zara fanompoana natao ho azy. Nisy fotoana naharay message aho hoe afaka soloiny ve ilay lehilahy iray tokony hanampy ahy ho solontenan'ny sampana misy ahy ao ao amin'ny Sampanasa Asa Fitoriana ny Filazantsara satria tsy afaka intsony. Nanontany azy tsy sazoka aho raha mazoto izy,sady nihevitra kely hoe hahazo fandavana kanjo: " Tsy maninona" hoy izy namaly ahy🤷. Sady gaga aho no faly namaly ilay message hoe "mety aminy hono r'ise a"🤣. Dia izay, nahatanteraka ny fiofanana sy tafika masina voalohany niarahanay izahay ny 28,29,30 Avril lasa teo. Mino aho hoe vao fanombohany fotsiny iny fa haharitra amin'ny Asa izahay (apetraka amin'Ny Tompo mandrakariva). Tena tsara Jesoa, miasa izy ary tsy mamela ny ondriny ho very. Tsy sanatria izaho no nahaova ny vadiko na hoe nampiverina azy fa fitaovana kely dia kely teo am-pelatanan'Andriamanitra fotsiny aho. Aza kivy mitondra am-bavaka ny ankohonanao fa miasa Andriamanitra. Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra 🙏 #couple #chretien #fyp
روکھی سوکھی کھائیں گے#ajkrightsmovement #ajkrightsmovement🍁 #kashmir #standwithkashmir #rightsmovementajk
#fyb #motivation #dinero
ولله مرعب #إكسبلوررررررر_explore #منفرداتي_ملوك_الاربوب🍡💗🍭دعمكم
About
Robot
API
Legal
Privacy Policy