@narindrampamonjena: 🙏Lazao amin'ANDRIAMANITRA ireto FEHEZANTENY 4 ireto isa-MARAINA🙏 ⏰Alohan'ny hialanao eo ampandriana 🛌🛐 1) Tompo o! Misaotra amin'ny fofonaina mahavelona, misaotra ny amin'ity maraim-baovao ity Misaotra amin'ny fahatokianao izay avaozinao anio MIFOHA aho nohon'ny Fahasoavanao Ary manome voninahitra Anao aho 2) Ankiniko Aminao ny tontolo androko , ny tetikasako , ny fisainako , ny fihetseam-poko, ny fifandraisako . Aoka ianao no ivon'izay rehetra hiainako. Tario ny lalako amin'ny fanampahankevitra 3) Aoka ny Fiadananao hanaraka ahy Ary hameno ny foko izany. Aoka ho taratrin'ny Fotiavanao na aiza na aiza misy ahy 4) Arovy ireo Olona tiako : Ny ankohonako , ny namako sy ireo izay napetrakao teo amin’ny lalako Aoka ho amin'izy ireo ny Tananao Ary hatsapa ny fanatrehanao 👉 Aza adino ny mizara sy mi s'abonne 🔔fa maro ny olona Mila vavaka 💞🙏💞 #pourtoi #foi #chretien #famille #MitsanganaKaMihazava #fypシ
Narindrampamonjena R.
Region: MG
Tuesday 17 March 2026 03:38:38 GMT
Music
Download
Comments
Mamy ravelonjara :
amen
2026-06-05 11:28:56
2
user6629353033407 :
misaotra🙏
2026-05-13 06:40:06
1
Annie :
Amen 🙏
2026-05-13 18:36:00
1
Fano :
Amen🙏
2026-05-03 15:44:23
1
Mihaja :
Misaotra Tompo o.Amen🙏
2026-06-11 23:21:38
1
Tatah Crisnah :
amen
2026-05-02 21:31:03
1
Lova :
Amen amen 🙏
2026-03-20 18:18:36
1
Clarance :
amen🙏🙏
2026-03-21 09:07:49
1
chinois Métisse🇧🇬🇦🇪 :
Amen 🙏💖
2026-04-02 21:06:10
1
Lucia :
Amen 🙏
2026-03-18 19:44:59
1
Cynthia :
amen
2026-04-27 03:50:13
1
Kambana :
Amen
2026-04-28 11:33:40
1
Sofia Sofia :
Amen 🙏🙏🙏🙏🙏
2026-03-20 08:20:30
1
Omah Tinah :
Amen
2026-04-13 17:38:18
1
lili :
Amen 🙏
2026-03-26 11:34:43
1
Floriane❤️ :
amen 🙏 🙏 🙏
2026-05-11 08:59:05
1
Zohora AB :
Amen Amen Amen
2026-05-15 12:19:25
1
Nediro Rasoatoavina :
amen 🙏
2026-03-19 15:11:27
1
Nicolette :
amen
2026-04-12 16:42:22
1
Ny aina :
mankasitrak 🙏🙏
2026-05-07 16:29:20
1
Lita Kwely :
tena marin
2026-05-03 03:54:09
1
Foi et Victoire :
Amen 😭
2026-03-19 07:19:11
1
user17418141488387 :
Amen 🙏🙏🙏
2026-04-09 00:17:10
1
Va 😁 :
Amen 🙏
2026-03-20 08:28:07
1
Raymond Eloi :
amen
2026-03-25 17:06:49
1
To see more videos from user @narindrampamonjena, please go to the Tikwm
homepage.