@boule9153: Isaia 60:22✝️ « Izaho Jehovah no hanafaingana izany amin’ny fotoanany. » Romana 8:18 ✝️ « Fa ataoko fa ny fahoriana amin’izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina amin’ny voninahitra izay haseho amintsika.» Jaona 14:14 ✝️ « Raha mangataka zavatra amiko amin’ny anarako ianareo, dia hataoko izany» Romana 8:31 ✝️ « Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika ?» Korintianina Voalohany 16:14 ✝️ « Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ny fitiavana.» Marka 5: 36 ✝️ « Aza matahotra, minoa fotsiny ihany.» Filipiana 4:13 ✝️ « Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’Ilay mampahery ahy.»
Grâce🫶🏼
Region: MG
Wednesday 15 April 2026 17:27:50 GMT
Music
Download
Comments
Mi Antsa Fyh :
misaotra 🥰❤️
2026-05-27 20:18:56
2
Alexia :
Misaotra betsaka tompoko 🙏
2026-05-21 12:11:54
1
Eva🇲🇬🇩🇪 :
Amen 🙏
2026-05-04 19:03:21
1
Erica :
Amen 🙏🥰
2026-06-03 11:19:44
1
𝓝𝓪𝓸𝓶𝓲 💚 :
Amen🤲❤️
2026-05-21 10:09:12
1
Kanto Nilaina :
amen
2026-05-13 16:27:03
1
Hasina fotsiny :
Amen 🙏🙏
2026-04-28 16:36:28
1
maryandriams5 :
amen
2026-05-08 20:30:32
1
🌺Tsïlävînã🌺❤️🇲🇬🇲🇬 :
Amen 🙏
2026-05-16 18:30:04
1
Ji Soo Jin 🇲🇬🇲🇬 :
Amen 😌
2026-04-28 16:04:26
1
𝔐𝔞𝔪𝔞𝔫 ℑ𝔩𝔞𝔦𝔫𝔞 🦋 :
Amen🙏🙏🙏
2026-04-27 15:55:38
1
Tax Ranj :
amen😇😇
2026-04-23 18:02:21
1
Melina Laiteni :
Amen 🙏🙏🙏😘
2026-04-25 18:48:30
1
Sylvia Rakoto :
Amen 🙏🙏
2026-04-21 11:00:18
1
Elina Alidanah :
Amen🙏🙏🙏🙏
2026-04-17 18:17:16
1
Sandra Diamondra :
Amen
2026-04-24 19:39:21
1
Henitsoa Mandresy :
Amen❤️🙏
2026-04-25 19:18:10
1
𝙽𝚊𝚜𝚜𝚊𝚑🎀 :
amen🙏🏻❤
2026-04-18 21:58:37
1
claratfusee :
Amen
2026-04-19 14:27:41
1
Le 501 :
amen 🙏🙏🙏
2026-04-18 09:56:14
2
🪷Rosinàmamy🌸 :
Amen 🙏
2026-04-16 08:47:25
2
Vanëlla Brindah :
Amen 🙏❤️
2026-04-17 16:28:30
1
Maryam :
amen
2026-04-20 20:43:01
1
Lalaina Sandra :
amen❤️🧸🙏
2026-04-18 07:25:23
1
Parole de Dieu :
Amen💗
2026-04-16 04:56:21
1
To see more videos from user @boule9153, please go to the Tikwm
homepage.