MIARAHABA ANAO AM-PANAJANA RY CHEF MAMINAY HAJAINA❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️Misaotra indrindra ry chef tianay be amin’ny FIFAMPIZARANA mampilendalenda be . Merci beaucoup chef. Amin’ny manaraka indray. Bah betsaka sady mamy be ho anao sy ny ankohonanao.
2026-06-17 16:02:25
0
charlottemissy0 :
tena matsiro be,miam❤️
2026-06-16 17:30:32
1
LANTO :
Merci bcq Chef Njaka👌👍...Tonga d hataoko tsy misy hatakandro ity🙏
2026-06-17 11:41:19
0
❤️🇲🇬 :
kay kus less e 😋😋🥰🥰
2026-06-17 12:27:50
0
Ken Agnès Ratovoson :
Mampilendalenda fotsiny 😂😂
2026-06-17 15:41:42
0
Nia-ina :
Soa ihany mbola misakafo no mahita anzao🥲
2026-06-17 11:47:38
0
Chöuchoü Tatianah :
merci chef
mba omeo recette le ovy otran mortadell fatao entre reny azafady eee
2026-06-18 13:05:39
0
ChildofGod💜💜💜 :
Tu as faim depuis quelle ville 🤤🤤🤤🤤🤤
2026-06-17 08:20:30
0
To see more videos from user @njacraz, please go to the Tikwm
homepage.