@voarilalaina8: 1-Ianao ‘zay mitady ny fiadanan-tsoa Amin’izao fiainana izao Ka mandeha mankatsy, ary sy aroa Mikorana ary koa milalao Kanefa tsy mahita izay mahasoa Fa vizana foana ny nofo Inty misy Fiainana atoroko anao Andramo dia hohitanao Isan'andininy : Jesosy, Jesosy, (Jesosy Tompo sy Mpamonjy tia) No Fiainana atoroko Anao (Jeso) Jesosy, Jesosy, (Jesosy Tompo sy Mpamonjy tia) No hany hampiadana anao Koa raiso Jesosy ho Tompo Mpamonjy Hanapaka ny fiainanao Dia hohitanao ’lay Fiadanana Haharitra ho mandrakizay 2- Ianao ianjadiam-pahoria-marobe Amin’izao fiainana izao Tsy misy hazavana fo toa haizim-be No mandrakotra ny fiainanao Ka mila ho kivy sy hamoy fo Noho ‘reo adim-piainana maro Inty misy fiainana atoroko anao Andramo dia hohitanao Ff47

🇲🇬🌴Aaron et Yvan🌴🇲🇬
🇲🇬🌴Aaron et Yvan🌴🇲🇬
Open In TikTok:
Region: MG
Wednesday 17 June 2026 10:52:08 GMT
67698
7999
359
153

Music

Download

Comments

hassaantsa
HassaAntsa :
Tena mafinaritra nareo telo mianaka 🤍🥹🙏
2026-06-17 12:08:43
18
laurence.zitah
Laurence Zitah :
tsara loatra e❤️❤️❤️
2026-06-19 10:14:18
1
fidyandrianasolo
fidyandrianasolo :
Amen a
2026-06-18 12:06:19
1
onyandriamirija
onyandriamirija :
♥️♥️♥️♥️Tikooo
2026-06-24 04:40:19
1
ony9230
Ony :
Soient tous Bénit 🥰 😘 🥰 😘
2026-07-28 08:18:55
1
emma.tsasa
Emma Tsasa :
Tena mahafinaritra ❤️
2026-06-24 18:16:50
1
tianakezia2
Tïana Kheziah :
mamikely erii 🥰
2026-06-18 11:17:11
2
fazo070
Fatsozano :
❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🙏🙏🙏🙏🫶🫶🫶❤️❤️👏👏👏👏🙏🙏🙏
2026-08-01 00:21:01
1
sitraki.niaina2
Sitraki Niaina :
merci
2026-08-01 19:07:53
1
miaamirran
Mimi ran🌟🌟 :
Tiko lotra🥰❤️❤️❤️
2026-08-02 06:18:58
1
nahrindra0
Nah'Rindra❤️ :
tsara loatra❤️🥰 ffpm 409 s'il vous plaît 🙏🥰
2026-06-17 11:31:56
5
dnl27016
Daniela :
Mafinaritra 🙏💖
2026-08-02 13:51:32
1
kalatal2
tal :
ndryyy satriko fna ihaino le izy 😘😍🥰
2026-08-17 01:54:41
0
annamendrika
Sarika🌹⚘ :
🙏🇲🇬🫶❤️🇲🇬
2026-08-18 10:46:25
3
puppe.plastique
Puppe plastique :
Tu beso kelu tu Masosotra be 🥰
2026-06-17 12:37:07
11
sitrakanomena
SitrakaNomena :
mafinaritra kely eo amle refrain anlay 2em voix🥰🥰Jesosy Tompo sy Mpamonjy tia🥰
2026-06-17 15:28:48
10
tsilavinak8
Pi :
Mamy anie zany e 🥰🌹
2026-06-19 06:28:28
1
erickalalaina
Ericka Lal'aina :
❤️
2026-08-10 22:03:31
1
noellachristinephaniah02
noellachristinephaniah02 :
🥰🥰🥰🥰tsara be
2026-06-20 00:30:14
1
tsikinaks6
Tsiky Manitriniala :
🥰🥰🥰🥰mafinaritra be
2026-06-19 15:55:26
1
heni_ntsoa
🥹𝓟𝓪𝓽𝓼𝓪𝓯𝓸𝓽𝓼𝔂🖤 :
ansôoo😍😍🥹
2026-06-22 17:28:44
1
manellh
Manu :
manantaleta ireto zaza ireto🥰
2026-07-22 18:13:46
1
tsanta.miary
🇲🇬tsanta miary☘️🤍 :
Waouh 🙏🥰❤️mamyyyy♥️
2026-06-18 10:50:38
1
volatianaharisoa
Volatiana harisoa :
❤️🥰🥰🥰🙏🙏mafinaritra be
2026-06-20 07:31:06
1
aureliefiniahaure
phaniah :
mankasitraka anareo 3 mianaka 🙏🙏❤❤
2026-06-18 07:10:01
1
To see more videos from user @voarilalaina8, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About