@fitiamihantaa: Inty ary ilay vidéo misy ny « Planning de repas » ako, nampihena ahy e ! 😊 Am-pitiavana be foana ny fizaràna ❤️. Raha maro ianareo no vonona amin’ilay proposition any amin’ny faran’ny vidéo dia afaka ataontsika. #déficitcalorique #pertedepoids #bodycare

fitiamihantaa
fitiamihantaa
Open In TikTok:
Region: MG
Friday 19 June 2026 15:25:43 GMT
6849
400
16
23

Music

Download

Comments

fitiamihantaa
fitiamihantaa :
Tandremo adino ao amin’ny favoris an😁! Ataovy sérieux be fa tena vetivety dia mahita vokatra, izaho 12 jours tamin’izany no very 5kg 🥰
2026-06-19 15:37:05
4
nousii07
babyboo❤ :
merci beaucoup ma belle am fizarana fa mafinaritra b 🙏🏼🙏🏼❤️❤️
2026-06-19 15:52:28
1
mi_mi09107
🦋 :
nanao sport ve ndri ?
2026-06-19 19:10:40
0
magneva28
magneva :
merci aki nizara
2026-06-20 01:45:16
0
aureliarandria
Aurelia🍒 :
Merciiiii❤️❤️❤️
2026-06-19 17:51:28
0
rovatia863
RovaTia :
merciii ndriee 🥰🥰
2026-06-20 11:32:27
0
tahiry.razafimamb
Tahiry Razafimamba :
mahalina miints aki a
2026-06-20 12:53:21
0
fitiamihantaa
fitiamihantaa :
Ity koa important be : Menaka tena atao kely amin’ireo œufs brouillés ireo, ny sira koa tena atao amin’ny antonony. Rehefa tena noana lava ( amin’ny voalohany ) dia aza misaraka amin’ny akondro iray ( vers 10h iny na vers 16h. Na fruit izay tiana fotsiny.
2026-06-19 15:40:22
3
nousii07
babyboo❤ :
za nandef mp andrii ❤️
2026-06-19 15:54:54
0
niniandrinirina
Anaïa :
@Fitsiky Tia Jereo ity 🥰
2026-06-20 08:42:37
0
To see more videos from user @fitiamihantaa, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About