@mielantou: Any zay Dada🕊️ Ho an’ny rafozako sy ny vadiko, mirary Fetin’ny Ray sambatra ho anareo sy ho an’ireo Ray rehetra teo sy ho eo ho an’ny ankohonany , misaotra anareo tsy nanary zanaka💙 Mankasitraka Dada sy Baba . 🙏✨ 👞 @Aigle d’or Madagasikara 🇲🇬 mendrika tolorana fanomezana izy ireo ✨🫶
Mie Lantou Mirindra
Region: MG
Sunday 21 June 2026 08:30:01 GMT
Music
Download
Comments
SoaFar🇲🇬 :
Ansayyy 🥹🥹 miampita be lay émotion 😌🥲
2026-06-22 09:44:50
5
Sitraka Andria :
Ranomasoko dray no latsaka ki e🥹mamy aki ndriiii🥹❤️
2026-06-22 04:56:02
2
Fandresena :
tsy aiko fa nampitomany ah🥰🥰
2026-06-22 12:21:39
1
𝐌𝐚𝐚𝐧𝐜𝐡𝐢 :
Mamyyy😭😭❤️
2026-06-22 06:02:50
1
TéngSï0409❤️ :
Milanto a... mahafinaritra kely ndry 🥰🥹
2026-06-22 13:20:37
2
Laingotiana Ocea :
mamy kely 🥹💓
2026-06-22 08:30:02
1
Tafita Rakotomanana :
ndrii 🥰🥹mamy loatra🙏 malaelo ilay rafozako efa tsy eto intsony fa tena mamiko loatra
2026-06-22 11:06:47
3
fenosoa :
mandona fo😳🥰🥰
2026-06-22 02:49:31
1
delia🥰 :
mami loatra loatsa 🥰🥰🥰
2026-06-22 08:38:37
1
sitrakaran :
😭❤❤mahalaelo an dadako mijery an le video😭🕊
2026-06-22 13:37:01
2
Fara Razafimamonjy :
mamy loatra 🥺♥️♥️
2026-06-22 06:24:35
1
Mathile MODE Accessoires :
Mirary soa hoanao hatrany 😘
2026-06-22 09:15:09
1
Linda :
ndriiiii
2026-06-22 09:43:12
1
@hajaina :
Mamiiii ❤️❤️
2026-06-22 12:27:54
1
🐻Aina Fy🍫 :
ndriii...mamy bé 🥺🥺😍
2026-06-22 04:48:41
1
Piso Kely 🇲🇬 :
driii😥😥😘😍😍
2026-06-22 06:27:51
1
andoniainah :
mami loatra 😘🙏
2026-06-22 06:05:25
1
Nikita Mendie Randria :
mamy loatra 😍♥️
2026-06-22 06:29:42
1
mendrika457 :
Ndriiiii 🥺❤️
2026-06-21 19:44:58
1
Anjara Chou😻💗 :
Ansowww, tena mamii kousa e😭❤️
2026-06-22 06:44:20
1
Myrrhe :
nsooow... latsaka ki ranomasoko ry Mie🥰♥️
2026-06-22 04:38:30
1
❤️𝓝𝓸𝓾𝓶'𝓼 𝓦𝓲𝓵𝓵'𝓪𝓱❤️ :
mamy anie kie zan euh 🥹😍🥰
2026-06-21 19:26:02
2
FINARITRA ❤️😍 :
tena mitovy aki isika an!! ny rafozan dahiko ko no nameno ny banga Téo Amin n'y fiainako♥️
2026-06-22 15:20:02
1
Olivia G :
mamy be ki an🥹❤️
2026-06-21 20:10:49
1
Betinaaa🩷 :
Arooowww🥺🥺❤️
2026-06-21 20:28:50
1
To see more videos from user @mielantou, please go to the Tikwm
homepage.
© 2021-2026 TikWM. All rights reserved.