@jenny.jean3: 🥰❣️ Mahatsiaro anao foana izaho, ilay nametrahako ny foko ❣️🥰 Crédit : Tarika Mendrika - Mahatsiaro anao #hiragasy #malagasy🇲🇬 #gasy #tiktokmalagasy #foryou

Jenny Jean
Jenny Jean
Open In TikTok:
Region: MG
Monday 20 July 2026 13:20:44 GMT
23970
2104
36
110

Music

Download

Comments

femmedejaonasy7
Miah JF :
haiko ery Zay hira zay
2026-07-23 22:24:52
1
juliamarieclariss
Julia MC😚 :
T@ Radio Madagasikara no nahenoako azy voalohany😍, tena hoe hatsarovako ny fahazazako ny fihainoana azy amzao💜☺
2026-07-20 15:19:40
6
pearl.rpa
Pearl black :
tddiko ery record taloha ☺️
2026-07-23 16:17:38
1
isaia.lee
Isaia 🇲🇫🇲🇬💎 :
Rehefa aty hody aminy ambanivohitra zah de mahatsiaro any zany hira zany ehhhh Mamy mody nefa Mbola aty ah tany lavitra aty❤️🥺🙏
2026-07-21 20:40:26
1
njaka.rakotoarima
bio :
ny fahazazako🥰🥰
2026-07-22 10:43:32
1
murielle.randrema
Murielle_Randrema :
ohhhh ❤️❤️❤️❤️
2026-07-21 20:35:45
1
tylerrindraandria
Olli ☘️👣 :
Hira tena tiko tsy afaka ambava taminy fahazazana ❤️❤️❤️
2026-07-20 20:18:14
1
fionah.k0
Fionah😍 :
ndriiiiii mbola mampitomany ana foana😭🥹
2026-07-23 11:22:18
1
hagamamytahianadafy
Tahiana :
Hira anisany tena tiako mihitsy izy ity ary mbola ankafiziko hatramin'izao
2026-07-21 04:56:03
1
shi.moru..ka
🥳💥hari mi🇲🇬😎 :
Tamzan ee,, tsara ery mihenobazy😊
2026-07-22 02:42:42
1
ch44tgpt
ch44tgpt :
Tsara a eeeeee
2026-07-20 16:58:30
2
lee.xeyang
🦂Lee Xeyang 🦅🔥 :
N'y fahazazanay🥰🥰🥰🔥🔥
2026-07-22 21:39:42
1
fl.rah8
Flö Rïah :
tena tiako loatra ❤️
2026-07-21 05:14:40
1
cynthia.chabalet1
cynthiachabaletra :
Mampatsiaro ny fahazazana maheno hira otrizany 🥰
2026-07-21 17:47:52
1
letii_chiaa
Letichia Shanté :
zay za vo nahita clip nio 😭
2026-07-21 17:55:40
1
lmshop01
💝 LOUM 🛍️ :
🥰🥰 Tena tiako ery izy ity 🥰🥰
2026-07-21 15:33:40
1
dalia.rak
🌹DaLia🌹 :
mba aiza ireo tarika ireo? misy an'ilay avelao iny tena coup de coeur ako
2026-07-21 13:12:47
1
To see more videos from user @jenny.jean3, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About