@nambininarandriantsoa: 💸 "Tsy manam-bola aho." Io no fialan-tsiny be mpampiasa indrindra eto Madagasikara rehefa resaka investissement. Fa andeha hieritreritra kely... 🤔 Raha tena ny vola no olana, nahoana no misy olona manomboka amin'ny 10.000 Ar ka mahomby? 🤔 Ary nahoana no misy olona miandry 1 tapitrisa, 5 tapitrisa, na 10 tapitrisa Ar... nefa tsy manomboka mihitsy? Ny manankarena tsy miandry fotoana lavorary. Ny manankarena tsy miandry vola be. Ny manankarena dia manomboka amin'izay ananany ary mianatra eny an-dalana. 🔥 Ny fanontaniana dia hoe : Ianao ve ilay miandry sa ilay manomboka? #EducationFinanciere #pourtoi #Investissement #fypシ #Mindset 💰🚀📈