@ratrefarisonnancy5: #fypシ #histoire

𝒩𝒶𝓃𝒸𝓎 🌻
𝒩𝒶𝓃𝒸𝓎 🌻
Open In TikTok:
Region: MG
Tuesday 04 August 2026 19:30:45 GMT
27431
1280
44
53

Music

Download

Comments

chayarozy
ChayaRozy :
Nenitoako fa tena ts met afak ao anaty saina
2026-08-05 04:20:50
0
sam942am
Samra942 :
zaho tena tia refa diavolana mazava iny ny ray amandreny tia mitantara ireny ❤️❤️
2026-08-05 08:36:12
2
fa.briola93
Fa Briola :
Tena efa niainako kou ito
2026-08-05 09:42:47
1
ranoromalalatsiry
Tsirymalala :
oui tam mamanay sad za rer n navelany nijer azy teo😭
2026-08-05 15:41:58
0
avotrasamuellah
Avotra Samuellah 🧸 :
Dadanay t@lasa de nitsiky2 b 🤍🤍💐
2026-08-05 09:19:42
1
nhady79
Lau de Rose 🌹🩷 :
Zah koa tena Lina Zvtra sur naturel depuis vadiko lasa...
2026-08-05 08:04:44
1
uriella112
Uriella :
dadabe anay taminy niala aina tany amin’ny hopital , dia ozizy io ozizy misy mazava otrany anjely , intelo nijery tany izy dia lasa . Ny poziny otrany ts maty fa matory mitsiky
2026-08-04 19:43:54
5
aiky.bouboune
Bouboune :
on dit qu'il y a la "faucheuse" qui arrive quand c'est l'heure de mourrir , elle se rapproche de la personne qui est entraint de mourrir et la prend pour aller dans un autre monde
2026-08-05 07:40:01
1
miary779
Miary :
Oui..tamin’ny neniko!!teo ambony feoako izy no niala aina😔
2026-08-05 17:29:27
0
ninasoa.raveloson
Ninasoa Raveloson :
za efa nahita
2026-08-05 13:24:57
0
natsiry2
✧ 𝓝𝔞𝓽𝓼𝓲𝓻𝔂 ✧ :
00:35😭
2026-08-04 21:35:19
1
ratsimaholisoa.fr
Ratsimaholisoa Frédine Santina :
vadiko no olona niala aina hitako voalohany 😭😭😭 nangataka famelan-keloka izy dia lasa 💔💔💔
2026-08-05 16:42:06
0
titianoh
Titi.RM🤘🏻🖤 :
L'ange de la mort
2026-08-05 14:36:29
0
andrisoa.willy
Andrisoa Willy :
Ange de la mort
2026-08-05 08:31:52
0
rasoanantenaina.b
Rasoanantenaina Berilna :
Tena efa niainako taminy vadko naty 😭😭😭😭
2026-08-05 13:15:06
0
nassie616
Nassie 🤎 :
oui nenah tam tonton anay nanao veloma izy Sady mitsikitsiky bé Kay veloma pour toujours 💔
2026-08-04 19:50:18
0
imshwatyy1
Niaina💋 :
Zah rery ny ato an trano maheno an ty 😩🤣
2026-08-05 04:48:54
0
mialysantatra0112
MialySantatra Rafano :
oui dadabeanay dia tatie an'i mamanay
2026-08-05 05:16:42
0
lucia020412
🌹Christianne🌺 :
ra ny fazaoko azy dia alokin'ny fahafatesana no tonga teo amn
2026-08-05 19:38:11
0
danielahmanirisoa0
danielah :
Oui fafaranay
2026-08-05 06:50:02
0
cassie8hl
LuckyGirl🧜 :
Dadafaranay 🥹 depuis anio za lasa matahotra olona miherotra refa matory amin’ny alina
2026-08-05 07:00:00
0
shaysiel2
Shaysiel :
bebeanay , nanao veloma izy dia zay lasa izy
2026-08-05 06:10:41
0
mihajanyavo
Mihaja Ny Avo :
Neny💔
2026-08-05 07:27:29
0
To see more videos from user @ratrefarisonnancy5, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About