@ain.af_: 💊Ny fonon’ny gélule dia natao hiaro ny fanafody, hifehy ny fotoana sy toerana hamoahana azy, ary amin’ny gélule gastro-resistant toy ny Omeprazole dia miaro ny principe actif amin’ny asidra anaty vavony. ❗️misy ny exception #pharmastudent #ndaohianatrafanafody

Fi
Fi
Open In TikTok:
Region: MG
Sunday 16 August 2026 11:14:14 GMT
21766
894
25
26

Music

Download

Comments

niharatsoa
𝙉𝙞𝙝𝙖𝙧𝙖𝙣𝙩𝙨𝙤𝙖 :
za Mba tsondromy ataovy anle Marary be fa tsy maninona 🫂🫶🏼
2026-08-16 18:44:28
19
casthieranai16
Casthie 🐹 :
ah lelike eee 😭😂😂😂 le gestarelle G misy mipotsitra le gellule nefa iny mitsy no tonga d atelina d reraka be ah manazava anle olona mahita anah minana anle iz😭😂😂
2026-08-18 08:15:58
1
rinahandria5
rinahandria5 :
tena leo manazava ny olona an'ity aho 😭😭🤣 je suis pas docteur fa chimiste formulatrice 😘
2026-08-17 13:27:03
5
_n.o.m.e.n.a_
Nomena Rabemanantsoa :
Za zay 😭😭 mangidy be tsy vanona fa tsy mahay manatelina gélule de atao aona e
2026-08-16 16:25:12
2
_prineapple
Princia 💋 :
Fa tsy voatelina anie le gélule be iny e😭😭 …. « Manimba vavony io plastique be io » hozy mamanay😩
2026-08-17 10:04:00
0
nanteram
🇲🇬 Island Imra'a 🍋🥥 :
présente 😂😂😂
2026-08-16 19:49:38
0
mihamina.iris
Mihamina Iris :
Ka tsy telina anie🥺😂
2026-08-19 19:32:38
0
mbolanomena1
Nomena🧸 :
mangidy l'ty e
2026-08-16 11:20:12
1
mih.ra3
Mi Randria. :
Za koa gaga be … en plus itako hoe Mora atelina kokoa le izy Amin’iny
2026-08-18 23:03:19
1
ratiary_sandy
Ratiary sandy :
Tadidiko ah taloha mbola tsy nahay nitelina fanafody 😂dia aveo atao anaty rano le foniny dia faly rehefa maraina mijery azy lasa Ngôzabe malodaka 😂😭
2026-08-17 07:19:14
1
user6810436800381
@MishVF :
😂 misy mihinana suppositoire Ary 🫣 aleo hazavaina tsara foana fa tsy mitovy avokoa ny olona rehetra eee
2026-08-17 08:40:40
1
v_a_n_i_a___r
🌸Vania🌸 :
🤣🤣🤣
2026-08-17 14:27:36
1
allanmanonja
🫧Allan_waves🌊🧸 :
🥰🥰😍
2026-08-17 03:17:55
1
To see more videos from user @ain.af_, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About