mahaontsa 🥺mb aona ozy le zoky vavy aminareo.. mb aiza izy après anzay
2026-09-18 03:03:41
2
🌼Li'nah🍄 :
Ilay zokivavinareo vé zanaka naterakiny neninareo sa zanaky le rangahy?😤
Ontsa n'y fo maheno anzany😭💔 fa tahin'Andriamanitra hatrany akia🥺❤️
2026-08-18 15:57:39
16
@Doudoukah🇲🇬🇲🇫 :
kiiiiii🤦♀️😭 otrany aleoko hian tss ray sd tss iray tampoho🥺
2026-08-30 18:01:32
1
Stefy Raj :
Tena mafy ny niainanay t@ fiainana fa ity tena mbola degré hafa mits. Tena courage be ki a 🙏🙏🙏💪💪
2026-09-02 23:59:48
1
Doudou be Loha :
Olona tsy fantaro ianao, ianareo fa dia mahereza hatrany ary ny Tompo homba anareo mandrakariva tompoko🙏
2026-08-18 17:29:41
12
Najaina🍒 :
Force à toi kiah🥺tena mafy ndry mavita mtatara anzany tsy mitomany🥺
Courage fona
2026-08-23 14:09:10
1
Em. Chan☘️ :
Otrany film fiction, fa tena tsy vanona le rangah ehh
2026-09-01 00:08:05
1
Lovahasina Manesimana :
Tena henjanabe koa izany niainanareo izany. Courage fa tena trop be ilay vitan’ilay rangahy.
2026-08-27 19:10:19
1
🇲🇬 Island Imra'a 🍋🥥 :
Hafa mihitsy fitsarana eto amin tsikia, tsy misy enquête fa kolikoly no betsaka.🥺 force a vous
2026-08-23 17:54:11
3
Niaina Rak :
Tena mampalaelo be kia 🥲🥲courage kia ❤
2026-08-26 11:57:55
2
Titee's Life🥀 :
Tena mitovitovy am fiainanay iany🥺Ilay resaka basy et tout koa Tena Efa niainako🥺fa Tena mafy akie io an🙇🏻♀️Courage be fona🥰
2026-08-19 03:04:01
6
𝓜𝓲𝓸𝓽𝔂🎀 :
Vo manomboka d'efa tsy zakako 😭
2026-08-22 14:59:13
1
Fara Gabriel :
courage nji, fa tena ejana bé le izy
2026-08-20 15:41:46
1
Kiala Ta :
Tantaraina akia ka mora fa tena mafy zn ! Mirary soa anareo 3 mianaka aki e 😞
2026-08-23 09:17:34
1
Your-Energy 🔥 :
J’essaie juste de retenir mes larmes 😭
2026-08-22 14:20:25
1
Maev’alisoa 🍭 :
❤️
2026-08-18 19:25:26
1
Loïs | CHOSHEN Lashes :
Viens calins 🥺❤️
2026-08-20 18:27:58
1
mama Mi. :
feno n'y foko mihaino Ilay tantara🥲
2026-08-20 02:09:30
2
♡ 𝑺𝒍𝒂𝒚 ♡ :
tsy fantatro enao fa mirary ny soa ho anao sy zandrinao dia mamanao.
mafy le niainanareo fa tantaraina ka mora.
courage bé akia ❤️❤️❤️❤️❤️
2026-08-21 02:23:54
2
andie_kanto :
T’es très courageuse de raconter cette histoire, ça doit pas être facile. J’espère que aujourd’hui tu vas mieux et je te souhaite tout le bonheur du monde 🥺