@stephanedadouze: Ny relique , tsy fanompoan-tsampy fa fanajana ireo sisa navelan'ny olona masina . #malagasy🇲🇬 #chretien #catholic

🇲🇬Dadouze ✝🇻🇦🇨🇦
🇲🇬Dadouze ✝🇻🇦🇨🇦
Open In TikTok:
Region: CA
Thursday 20 August 2026 03:06:22 GMT
80688
4749
339
193

Music

Download

Comments

claudriche.vazah
vazah🇲🇬🇲🇫 :
tsy possible zany
2026-08-21 02:09:41
0
baleybaley27
Nando :
Jamba mihitsy enao sady ts mahay baiboly
2026-08-20 13:55:46
2
adriamahefa
Adriamahefa :
Fanompotsampy zao fa aiza be fanazavana !
2026-08-20 05:30:29
215
narindratafita
narindra tafita :
kititrr, définition n'y atao oe fanopotsampy mintsy zany fanajana relique zany.
2026-08-20 08:40:50
1
kurohige4
kurohige4 :
manompy sampy izao e, aza be fanazavana. rehefa gasy dia ratsy fa rehefa finoany vazaha dia tsara ?
2026-08-20 14:37:00
1
hantanirina04
Hanta Nirina :
Mb Agate mivavaha hoanay
2026-08-20 08:53:06
2
mamitianarajaoha7
MtNnaT :
lele manompo sampy lesy e na anazava impiry eo aza lele
2026-08-20 12:37:16
47
konitehiwa8
konitehiwa :
zay catholique forever 🤟🏼🤟🏼
2026-08-20 16:28:17
6
ryanramarolahy
TDM么SUSHI 🍣 :
F ref ny razan'tsika zan de atao sampy fa ref neny vazah de reliques
2026-08-20 08:20:50
68
fideranamiarintso
GUSGUS :
Fanompotsampy zao fa aza be fanazavana be,
2026-08-20 05:53:27
75
lalainaisaac
Zo Lalaina🐆 :
Fanompontsampy zao fa aza amaivanana le eavatra efa hitanay maso porofo mivaingana eo!!!
2026-08-20 08:08:03
41
user478772444767
Andry :
raha zahay malagasy nagnano an'io efa..... anareo tohiny
2026-08-20 12:37:09
9
niavo325
Niavo :
Raha ilay fanazavana aloha azo raisina ihany 🥰 Fa mba mangataka fanazavana kely @ ilay hoe :" Fa ny Maty dia tsy manana anjara @ Velona na de kely akory ary..." teny mazava be zao iny dia tiko azavainao!!!
2026-08-20 09:46:15
29
vijo505
Dooc97 :
☺️🤣🤣....fa rehefa Malagasy Manao Zao aa...de sampy pr ??
2026-08-21 05:24:12
2
faliah.mandimbira
Faliah✨❤️‍🔥 :
ts hitako Zay ts hitovizany amin'ny famadihana 😌sa Raha oe gasy de fanompohatsapy
2026-08-20 08:35:02
11
misaina_11
Misaina11 :
Ny mino ny zavatra tsy hita maso no tena manompo sampy.Nga le jesoa efa hitanla
2026-08-20 07:34:17
6
jinferdy27.7
Jɪɴʜᴏ亗 🇲🇬 :
oh anareo manompo sampy eeee ...ah... inona zô maha samihafa n'y mandeha à Doani sy am zavatra atonareo io
2026-08-20 05:15:11
8
mireille03007
MIREILLE 🩷 :
Mirehareha fa Catholique ✊🏻❤️
2026-08-20 22:09:46
7
ventso1995
ventso aintsoa :
sainte agathe mivavaha ho anay
2026-08-20 18:18:35
2
johnrahari
je suis moi :
Adala le mpanazava
2026-08-21 06:03:01
0
norvege.befanivan
Norvege Befanivana :
je serai catholique jusqu'à la fin 🙏🙏🙏🙏🙏
2026-08-20 17:46:48
3
tiffany.ashley19
🩵🩷Manu'Ellah🩷🩵 :
fanompontsampy zao quelque soit fanazavanao, na masimbavy na inona d olombelona zany fa ts Atra ko ho tompoina
2026-08-21 06:18:34
4
user7258255380110
N. fyh :
D atao inon am. Finoana izan ilay relique ?
2026-08-20 13:44:40
2
bebeu8001
Bogoss Mon Chou😉 :
Ny katolika tompoko manaja ny fombandrazana malagasy ho an' ireo zay tsy mahalala( ohatra tsy manome tsiny ny famadihana sy ny sisa)🇲🇬🇻🇦
2026-08-20 19:27:59
1
To see more videos from user @stephanedadouze, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About