@liberet0i: Minute fondatrice 🎥✨ Miasa freelance ve ianao ? Aza manomboka mission raha mbola tsy misy contrat na accord mazava amin’ny client 🤝 Jereo hatramin’ny farany, ary zarao amin’ny namanao freelance 📲 #Foryou #travailenligne #viral #pourtoi #freelance #contrat

Libère-toi ✨
Libère-toi ✨
Open In TikTok:
Region: MG
Wednesday 02 September 2026 15:30:00 GMT
5733
288
3
35

Music

Download

Comments

yo.hann24
yohan :
merci
2026-09-24 07:13:48
1
zouh_gouli
Zouh Gouli 🤓 🚀 :
Contrat de prestation de service izany hazavainao izany fa tsy contrat de travail. Tsy mitovy ireo zavatra ireo. Samy misy ny obligation sy ny lalàna mifehy azy. Tsara manontany mahay manokana momba azy.
2026-09-15 19:51:45
1
najainakanto
Najaina :
Clarification mila atao fotsiny rehefa miteny hoe "contrat de travail" dia lasa "employeur" ilay client @ Zay fotoana Zay dia misy obligation fiscale tafiditra , c-à-d mila mandoha impôts dans les deux côtés. Rehefa contrat de travail no etabli dia misy obligation légale ilay izy. Ary tsy maintsy manaraka ny code du travail du pays d'exercice de l'activité ny "client" Raha remote recommandé ny contrat de consultance na prestation de service no ilaina au lieu de "Contrat de travail" Raha freelance leizy.
2026-09-14 18:32:35
0
To see more videos from user @liberet0i, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About