@manda.ramanarivo: Ny fitiavana tsy azo terena. Raha efa tsy tia intsony izy, aza mandany ny tenanao mitady valiny amin’olona efa nanapa-kevitra. Avelao izy handeha… fa ianao kosa, mianara mamela.”Raha mbola tia azy ianao nefa tsapanao fa tsy mitovy intsony ny fitiavany… aza terena. Avelao izy. Ary tiavo ny tenanao.” #conseilcouple#fitiavana#tiktokmalagasy #creatorsearchinsights #takeaphotoandseewhatsoundtiktokgivesyou

𝗠𝗮𝗻𝗱𝗮 𝗔𝗿𝗼𝗻
𝗠𝗮𝗻𝗱𝗮 𝗔𝗿𝗼𝗻
Open In TikTok:
Region: MG
Wednesday 02 September 2026 15:03:56 GMT
2268
259
9
6

Music

Download

Comments

martinecarole3
martinecarole3 :
marn ihany
2026-09-11 02:09:40
1
vanyahrajaonariso6
vanyahrajaonariso6 :
zany mihintsy sady n'inon atao hoe tsy hiverina zany izy
2026-09-03 17:34:31
2
matthewmjv0
𝐅𝐀𝐍𝐉𝐀𝐕𝐀 🖤 :
Merci 🥺❤️‍🩹
2026-09-12 10:33:04
1
rondrontiana.mari
Rondrontiana mariah :
azo antoka ve hoe tanterahanio promesse io
2026-09-07 16:58:36
0
mami.la29
🧸piso ✨️🔐🖇 :
meric 💗💗💗
2026-09-12 04:49:23
0
rondrontiana.mari
Rondrontiana mariah :
misy namako zay miasa an andafy,de manao amour à distance.manome promesse le bandy hoe aka vady kanef ts mireska Kely iz de AV eo fa ita.de otran zay fona nataony le bandy azy.
2026-09-07 16:57:41
0
miaritsoa.navalon
Miaritsoa Navalona :
🥰🥰🥰
2026-09-03 03:57:02
1
aladiary18
Aladiary :
🥰🥰🥰
2026-09-11 02:34:32
1
To see more videos from user @manda.ramanarivo, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About