@goldenwish_myar: Hay ve ka ohatr’izao ny zavamisy ao @ zany fonjan’ANTANIMORA izany. #fonja #antanimora #manaovanymety😊

🎯⃝🫆𝒁𝒊𝒆𝒍-𝒌𝒓𝒂𝒇𝒕🛡️⃝🔥
🎯⃝🫆𝒁𝒊𝒆𝒍-𝒌𝒓𝒂𝒇𝒕🛡️⃝🔥
Open In TikTok:
Region: CA
Sunday 06 September 2026 11:29:06 GMT
88527
3102
86
1401

Music

Download

Comments

maria91902
Maria :
Raha nagnino ooooooo 😳😳😳😳
2026-09-07 16:47:16
0
desertflower191
🦋⚘️ :
mapalaelo n ol innocente amzao ☹️
2026-09-06 15:09:22
91
tiaedgard
Tia & Edgar :
Andremanitro !! Misy olona innocent zao ao 😞
2026-09-06 21:51:52
9
linckah
linckah :
🥺aiza ny zo ny olombelona amzao?
2026-09-06 14:36:10
35
soajobyorisca
👉Orisca 🇲🇬🇦🇪👈 :
50% amndro zio met endrikendrik fw naviagna agn
2026-09-07 04:21:57
0
joella411
Joëlla Joë :
😢 aiza ny zo ny olombelona
2026-09-06 20:51:36
1
art.fy32
Art Fy🍫 :
Ndriii, tena aleo manao ny Tsara hiany mba tsy ho tonga @zao 🥲
2026-09-06 14:07:10
40
na.ravelm
🤭🤍🌙🌟 koloom malala d'or 🤍 :
meloka daholo ve reo [Gêné]
2026-09-07 04:12:51
1
bibi80971
bibi :
aiza ny zon'ny olona tsy ilaina loatra ny mamoaka izao
2026-09-07 06:00:17
3
shelynah56
Shelynah :
mampalahelo 😥
2026-09-07 16:43:30
0
andritinalayja
Draco :
fanafaizana ny any amiko fa tsy vacances 😂😂 Donc mety tsara zao fa aza mitaky zon'olombelona zany 😂
2026-09-06 21:33:49
0
ra.nh793
Raï Næh ❤️ :
Azlh euhh 😭😭🥺
2026-09-06 18:31:24
2
romeojamisrakoto
r :
Andrematro enjati 🙏🙏🙏🙏
2026-09-06 18:11:26
2
james.nestor.feno
F0007 :
C’est triste 😞
2026-09-07 12:28:58
0
lee.xeyang
🦋Lee Xeyang 🦋 :
Tsy misy zo' olombelona tsony kosa vé eee'???? Na dia nietsika otrin'ny tsy hafaka🥺
2026-09-07 06:59:08
1
antsapissou3
Antsa pissou❣️ :
Jesosy oh 😱
2026-09-06 12:50:33
0
leepongi
Lee Pongi :
Merci pour le partage 😢😢
2026-09-07 07:40:51
0
fitia5588
fitia❣❣❣ :
Ndiii mpalahelo, mba manaova ny marina re raiolo oh 😢😢
2026-09-07 00:07:13
0
jessicah.nomenjan
Jessicah Nomenjanahary :
Mampalahelo eee🥲🥲
2026-09-06 14:07:38
0
or.noire1
Or Noire :
La plupart des gens innocents 😢
2026-09-07 06:39:18
0
prish032
Rayana🔥🍒 :
ndriiii 😢 Mamela ny helon' izy ireo Tompo ô 🙏
2026-09-07 09:09:39
0
chrisnapamela
Chrisna Pamela :
c'est abusé
2026-09-07 13:53:44
0
bibi80971
bibi :
ahoana no hahatfidiran'ny mpaka sary tsy mpanao gazety pro amin'ny fonja
2026-09-07 06:01:03
0
selena.maria361
Selena María❤️♏ :
😂😂 Marigny zalah ay
2026-09-06 13:44:22
0
To see more videos from user @goldenwish_myar, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About