@docteurnomena: On continue notre septembre jaune💛 en parlant sans tabou de cette partie de la santé mentale #septembrejaune #santémentale #MentalHealthAwareness #malagasytiktok #CapCut

Docteur Nomena
Docteur Nomena
Open In TikTok:
Region: MG
Monday 07 September 2026 15:37:49 GMT
42612
4987
72
166

Music

Download

Comments

zou0586
Malala🖤 :
je sais pas fa je dors trop fa tsy maheno noana zany...manomboka @alina matory tena @04 hariva vao taitra 😪😪 Tena reraka foana😪tena mitaraina @olona Zaho hoe reraka oa Zaho Dia lazain'olona adala hoe reraka vé anefa vao taitra😪 Misy fotoana aho malahelo zany anefa tsy aiko hoe inona na Iza no alahelovako💔 Misy fotoana Zaho na any ampiasana aza Dia tena vide bé n'y fiainako😭tena mahatsapa inutile bé zah😭 Tena Zah rehefa miomehy n'y olona dia miomehy Zaho mampifaly olona Zaho fa tena tsy aiko hoe inona Ilay tena mampiomehy😪Miezaka bé zah mnana pense positif fa tena tsy tsapako zany.... Na ao atrano aza rehefa weekend tena zany hietsika zany tena reraka ah😪 MBA anontany hoe aiza Ilay professionnel afaka anontanina🥺?
2026-09-09 03:18:08
3
ninihfitahianiavo2
Ninih Fitahianiavo :
Sao mba misy afaka manome suggestions olona professionnelle afaka mandray kay svp? Dia mba asio prix svp 🥺 merci
2026-09-07 18:09:17
5
bluey.701
Yuki :
moi je sais hoe voan'ny dépression fa je ne sais pas quoi faire, j'ai pas le moyen andeha dokotera et mes parents s'en fou complètement et le pire hoe efa pendant 4 ans le izy de tsapako miha pire foana😥
2026-09-07 16:36:06
13
elie49903
Elie :
nenah tena efa ela 2tsy fatako intsony😭😭Zah tena lasa tsy mahita tory sy tsy dia tia sakafo intsony😭😭 tsy misy mandeha amin'izay laoniny daholy intsony Izay zavatra ataoko😭 na mianatra ary lasa tsy mandray inona intsony ny lohako😭😭na ny zavatra atao ary tena mikoratana bé daholy😭😭 miezaka mifaly foana sy mitsiky enao rehefa eo imason'olona fa vao any takona enao dia miverina sy manindrona daholy ireo ao antsaina ao🥺😭 tena mila fanampiana😭
2026-09-15 20:07:20
0
ainarak92
SIPA❤️ :
Moi en ce moment 😭 taitra 2h de mât tsy maha inankanina kamo reraka, mitomany ftn... niisy zavatra nidona mafy be koa mantsy...v
2026-09-07 17:47:21
2
raissasmeyronne
Rai ssa smeyronne :
tsy haiko fa Zaho efa voadona bé ka lasa tsy tehanao fitiavana intsony efa 6mois Zay tsy haiko fa lasa tsy tehiaraka amin'olona intsony
2026-09-17 19:44:07
0
sarindra89
🎀 Sa’kely 🎀 :
Tena za mitsy zan depuis quelque mois je vis cela . Tena tsapako mitsy misy fotoana Tena tsy ahoana eo de malahelo be mitomany . Te ho an dokotera fa tsy aiko ahoana sy Inona no antonina . Ny olona akaik ahy tsy mahatsapa le iainanako même mes parents et ma famille aza milaza fa oe malahelo sipako za nefa tsy zay le izy 😭tsy itako mitsy atao misy fotoana aho te haka toerana mangina te ho vider nefa tsy mety f vao Tonga an antrano d malahelo ndray . D za ko mahatsapa oe coupable sy tsss valeur tsony fa tsy haiko mitsy 😭😭😭
2026-09-07 17:56:15
7
mbolatianarasoa
Mbolatiana Ramanampisoa :
tena izaho mihintsy ity 🥺💔 merci beaucoup 🙏 fa aiza kay no mety ahitana ilay professionnel ireny ?
2026-09-07 18:30:10
1
voavy.marie
Voavy Marie :
za de tena efa tsy aiko tsony Zay ho ataoko fa zany rehetra zany amiko daholo mintsy😢
2026-09-11 09:36:00
1
harysedra
amelia12 :
tsy tiko henoina akory ilay izy satria na depression aza n mahazo ah n manodidina ah tsy misy antenaiko anohana ahy
2026-09-10 18:16:21
1
cinderakoto
cinde rakoto :
Efa nandalovako zn pendant 3mois fa tafavoaka iany zah vitako le izy ar nisy nanampy fitiavana be sy intention ny fanafodiny tena narary zah 😌😌☺️
2026-09-07 19:36:46
1
graciici
Graciella🍓🦄 :
tsy haiko fa za amin'izao ty 🥺
2026-10-02 06:42:28
0
seagal64
SEAGAL :
Bisous be kosa 🫶
2026-09-25 19:37:20
0
ranjafihariana
Poutitaseliii💗🍃 :
efa 2ans zay aho tsy sahy niditra amin'io resaka fitiavanao io fa aiko ihany manafina ilay dépression hatramin'izay na mety zakako ihany angamba eee 🥺
2026-09-19 18:54:32
0
michou.randria2
Michou randria :
thérapie be koa no mihaino an ndry 😌 apaisante be ilay feo 🥰
2026-09-07 18:39:17
1
urcylah
👽👻❤️ :
Le pire c’est que quand je dors, je ressens comme si on avait poussé dans un trou sans fin 🥲
2026-09-07 16:32:11
2
tolojanahary13gmail.com5
🖤𝑴𝒂𝒉💗 :
Moi en ce moment 😭😭
2026-09-17 16:04:45
0
s.a.n.dya
Sandya :
Merci docteur 🙏
2026-09-07 16:51:31
0
lalaorahariniaina
@iary_lee :
iza no antonina
2026-10-04 14:13:00
0
cactus.man771
Cactus man🌵 :
efa 3 mois zw Mbola malahelo fona 😭
2026-09-12 19:41:45
0
voanginirinacrenc
Yunåh RJ🌸 :
Efa ho 2 mois nenah zay 😔🥺
2026-09-13 23:02:58
0
nailat.mohamed3
Nailat Mohamed :
Moi aussi je suis étudiante en psychologie et je peux aider mais je suis à Majunga. Merci beaucoup pour l explication 🥰
2026-09-13 15:57:25
0
melys938
Oria melys :
Moi en ce moment 🤦‍♀️, efa 5mois de mivavaka foana za oe ho afaka amizao un jour 😔 ny vatako efa marary foana fa tsy te hitaraina amin’olona fa mafy be za ny fahitan’olona ana nefa au fonds de moi tena tsy zaka
2026-09-13 04:43:58
0
user5255598712473
Naval :
aiza no mety ahitana professionnel azafady?
2026-09-13 02:32:48
0
lili.harisoa
Lili Harisoa :
MBA afk mahazo contacte vé tompoko .merci bcp
2026-09-07 18:39:41
0
To see more videos from user @docteurnomena, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About