@fan.aby1: “De l’autodidacte à la fluency in English.” 🇲🇬🇺🇸 Ato anatin’ity vidéo iray ity dia hotantarako aminareo daholo ny expérience rehetra nolalovako, sy ireo zavatra nataoko mba hahafahako mifehy ny anglais, na dia nianatra irery aza. Ka raha ianao ilay miteny hoe: “I don't have anyone to speak English with…” “I don't have friends who speak English…” “I want to improve my English, but I don't know where to start…” Then this video is made for you. 👀 Izaho koa dia isan'ireo olona nianatra irery. Tsy hoe nanana professeur particulier aho. Tsy hoe nanana namana anglophone foana aho. Tsy hoe nipetraka tany amin'ny pays anglophone aho. Fa nanapa-kevitra fotsiny aho hoe: “I want to learn English.” Ary raha ny marina, nanomboka nampianatra tena aho vers 2019–2020. Tamin'izany fotoana izany, tsy mbola fantatro akory hoe aiza no hiafarany. Fa zavatra iray no fantatro: I didn't wait for the perfect environment. I created my own. 🔥 Dia tao anatin'izany no nanombohako nanao zavatra maro: 🎧 mihaino anglais, 🎬 mijery films sy séries, 🗣️ miteny irery, 📖 mamaky, ✍️ manoratra, ary indrindra indrindra... nanao izay hahatonga ny English ho ampahany amin'ny fiainako andavanandro. Ka ato anatin'ity vidéo ity, hasehoko aminareo exactement hoe ahoana no nataoko. #LearnEnglish #EnglishFluency #SelfTaught
Fanamby Ramilijohn
Region: MG
Wednesday 09 September 2026 05:30:00 GMT
Music
Download
Comments
Fanamby Ramilijohn :
Yesh ... Dare to talk and not caring about ... That's what matters
2026-09-10 06:49:23
0
I. A. M :
Grateful for this bro😊
2026-09-09 20:55:57
1
Mirindra :
that's Great🥳
2026-09-09 12:46:21
0
Rakotoniaina Médécin :
i appreciate it bro 🙏
2026-09-09 12:21:12
0
Wendy :
je penses c le fait de oser le problème gt là et j'ai commencé hellotalk , et là j'arrive qd mm à parler à des étrangers comme si je parlais à des gens à Mada😆😭
2026-09-09 18:06:32
0
Joy123 :
Je voudrais etre native in english fa mbola tsy mahay fona
2026-09-09 14:16:11
0
Mi chael :
De mb Ameo méthode 1 a 10 mb arahako,anomanako BAC
2026-09-09 17:04:52
0
DOUBLE DÔ :
2026-09-09 17:56:30
0
Mi chael :
mety afehy anglais ao anaty 1taona
rah tena mianatr veh
2026-09-09 17:03:59
0
𝒀𝒅𝒓𝒊𝒔𝒔 𝑴𝑳🪡🪡 :
🥰🥰🥰
2026-09-10 05:58:29
0
To see more videos from user @fan.aby1, please go to the Tikwm
homepage.