@shanola45: #tiktokmalagasy #tiktokviral #fyp #malagasy🇲🇬 Mampalelo kely izy 🥹

ʚrɞ Shanola ʚrɞ
ʚrɞ Shanola ʚrɞ
Open In TikTok:
Region: MG
Wednesday 09 September 2026 18:24:25 GMT
135725
13437
340
771

Music

Download

Comments

amelis.rah
Armiel272 :
ndryyy🥺🥺
2026-09-11 17:07:22
0
felana857
Felana :
mami Kely mintsy iii
2026-09-11 02:26:14
0
chamiranailahboit
🇧🇷Cãssïe..02låÿlåh🇾🇹 :
Oooooo🥺
2026-09-11 18:15:52
0
larsa0485
LARSE🌸🇲🇬 :
Otrany misy fanahy ny olona efa lehibe izany izy,,, jereo anie na fi teniny e,
2026-09-09 19:04:20
184
mireille.andria
Mireille Andria :
Kely io enao de lehibe saady🥺😅
2026-09-09 19:34:48
148
mihmih425
Mi Mih 🇲🇬🇨🇳 :
Olon-dehibe Kely 😅🥰
2026-09-09 19:04:28
85
user6086600268415
Sam 🤍 :
maplhl Kely ki izy e 🥺
2026-09-10 10:41:51
0
julie.ramananjana
julie Ramananjanahary :
Koto kely ❤❤
2026-09-11 17:08:00
0
rasoamisy.zudithe
Rasoamisy zudithe :
Andriamanitraooo🥺🥺🥺🥺🥺
2026-09-11 10:17:43
0
makimatata
user8492768961595 :
TSY devoly zany io fa Don... Dieu nanome azy anio eh....
2026-09-10 05:14:42
33
mikasouh
Mi Kanto 🌼🧸 :
fipetrany,fiteniny, firesany otran rangah kely zan 🥹🥹
2026-09-09 19:55:02
14
16annaloucia
Annah 🇲🇬🇦🇪 :
sa joie de vivre est contagieuse 🤗
2026-09-10 04:24:05
22
kiala_bozy
kiala Bozy :
fa firy taona ti zaza ti fa otrany tsy firesaka zazakely zany mitsy
2026-09-09 21:25:28
19
sitrakiniaina982
loulou sitraka 🇲🇬 :
mila anaovana délivrance zany izy rah zao teniny zao sady izy manana tanjona tsara sady intelligence kely ery🥰jesoa kristy anala ny geja amin'ny🙏
2026-09-10 05:11:57
9
user5312821483658
jojo :
firy taona io ?
2026-09-11 14:56:53
0
mioraaa261
Miora🫧🎀 :
Hitoeran-javatra zaza ty😭, Sady ampijaliny ilay fanahy izy. Ampijalin’ilay izy ty zaza ty. Fa Mila an’i Jesus io vao Afaka.
2026-09-09 20:25:27
10
tsikytokyrakotona
tsiky tsoutsou :
non zavatra te isavika azy zan fa tsy zavatra ratsy rah voadio tsara! hevitro manokana lo zay a!🙏🙏🙏
2026-09-10 04:53:31
5
bibi80971
bibi :
ka tokony hijerena mpitsabo izy
2026-09-10 06:17:34
5
bennayech
bennayech :
Quelqu'un peut m'expliquer svp ?
2026-09-10 03:07:47
7
maketi.mdgventeengros
Maketi :
mila oentina any passer izy fa misy fanahy mipetraka izy🙏
2026-09-11 05:03:55
0
user8314810297141
Sina13 :
Mampalahelo mintsy lery 🥺🥺🥺☺️
2026-09-10 21:11:23
1
user1918305087578
Nie@Randria :
Tsy azoko le oe mampalahelo,izy aza mahay zavtra noho ny lehibe.
2026-09-10 11:11:19
1
angelinevonjy
🧸Angeline Vonjy🧸🐬 :
ndriiii🥺💔 f aiza izy ty? karazan androbe n mahazo azy ty 🥺😔
2026-09-10 04:32:52
1
finaritra.soa
finaritra soa :
Aiza kay io azafady🥹mampalaelo kely anah 💔
2026-09-09 19:59:04
4
felana248
Li li :
Mba firy taona olona lehibe kely ity ee🥰, tiako kely firesany 😍😍
2026-09-10 04:59:57
0
To see more videos from user @shanola45, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About