@jenny.jean3: 🔥❤️ Ndjéma zaouwna tsizo ❤️🔥 Crédit : Papa l’amour - Njéma zaouwana tsizo #oceanindien #tiktokmalagasy #foryou #malagasy🇲🇬 #hiramalagasy

Jenny Jean
Jenny Jean
Open In TikTok:
Region: MG
Thursday 17 September 2026 15:05:13 GMT
48085
4221
106
325

Music

Download

Comments

fabien10.10
法比恩 🇲🇬 :
Zan less papa l’amour le💪🏽💪🏽😜tam tsika boaikely ah🤣🤣🤣
2026-09-18 19:19:35
0
joie7358
Hafaliana🎀 :
Heveriko hira gasy ne zany😭😭🙈🤣🤣
2026-09-17 18:00:37
59
thomasrst5
thomas :
Respect admin 🙏🙏🫡
2026-09-17 16:04:29
1
louva04
babylova🧿♡ :
Moi : Ndremaaa Zaho anantso zaoooooo 😭🤣
2026-09-17 19:32:22
37
jenny.jean3
Jenny Jean :
🥰🥰 Tsara ho fantatra, ahitsio raha misy diso 🥰🥰 Amin’ny ankapobeany dia hira tso-drano amin’ny mariage na " ANDA " any Comores ilay hira. Rehefa mariage ny an’zareo dia fety be toa izao sady fanehoana fa lehilahy mahery no sady mahavita azy. Rehefa ANDA any dia ravahana VOLAMENA ny vehivavy ary tena firavaka maro dia maro. ( hita amin’ny clip misy ravahana dia lanjaina ) Mifanohatra amin’ny antsika ny an’zareo raha sanatria miady ao an-tokantrano dia ny LEHILAHY NO MISINTAKA sy MIALA NY TOKANTRANO. Ny FANDOVANA ( héritage) ihany koa dia toa izay : ny VEHIVAVY no mahazo tombony be be kokoa sy lavitra noho ny lehilahy
2026-09-18 03:06:27
15
kookvee0
NARA≮ :
Ay tsy hira Gasy zany???
2026-09-17 19:46:22
28
just.call.me.by.yur.name
♡ :
noheveriko fa hiran'i Jerry Marcos ty 😭
2026-09-18 06:50:58
5
tsukidenzell
tsukidenzell :
La bonne époque smr
2026-09-18 08:47:21
7
christinalhv0
chris :
J’ai toujours pensé que c’est une chanson malgache.
2026-09-17 21:00:15
13
razras307
꧁༺ Vanélopé ༻꧂ :
ca me rappelle toute mon enfance, ref le lahady maraina manao grand menage ao an-trano de tsy maintsy alefan'i dada io hira io 😅❤️
2026-09-18 08:54:37
8
kassimlebandy1
kassimlebandy :
Flashback 🔥🫡
2026-09-17 19:27:16
1
malala1e
McAlister 💕 :
love it ❤️❤️
2026-09-17 18:00:11
1
irihf.0712
𝓘𝓻𝓲🪽 :
Ndryyy… hira fahazazana
2026-09-18 07:52:23
3
nadina.kenya
BASKET Box Anosy, Madagascar :
mba tokony asina traduction @zay 🥰🥰🥰
2026-09-17 19:30:47
2
sambilokeliii
𝑺𝒂𝒎𝒃𝒊𝒍𝒐𝒌𝒆𝒍𝒚 𓅆 :
2026-09-17 19:55:26
5
steve_argane
Steve Argane :
4taona ah nitady ny titre an'io hira io fa androany 18sept2026 01:19 vo hitako
2026-09-17 22:20:15
5
yamar2.5
Glæ Dïße :
Ebaaaa ☺️😅
2026-09-18 17:03:55
1
ninice232
Santatra Brigitte Ferrier :
2026-09-18 16:58:29
1
sabrinaaravel
sabrina Ravel :
ca me rappelle tt mon enfance à Nosy Be.. on entend ça tous les jours
2026-09-17 18:05:10
5
sa00504
Harry Söä :
2026-09-17 22:34:23
2
minouuu27
Mino Mampionina :
ny fahazazako❤️❤️
2026-09-18 06:03:23
1
sabrinahfrancka
Sabrinah Franckà :
Ah bon😅
2026-09-18 13:06:57
1
t.t37608
Tï 🪭Tï🧸💓 :
2026-09-18 03:19:13
2
.princiana
🍭🍭🍀 :
Au moins je meurs moins bête 🤣🤣 je repense au paroles malgaches que j’ai donné à cette chanson 🫣🫣🤣
2026-09-17 22:44:35
5
hiroshi.midoriya
Hiroshi Midoriya :
2026-09-18 10:43:14
1
To see more videos from user @jenny.jean3, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About