(Redemittel fa tsy Redemiteil. Tononina ohatra ny manonona ny hoe "mittel" ihany [mitl] )
2026-10-02 17:04:12
0
Annecy🌞 :
Ity ilay boky misy Vor-und Nachteil Thema amin’ny B1, sy misy exemple ana Ecrit.
2026-10-02 08:15:32
7
Annecy🌞 :
Ity ilay misy sujet type, B1. Ny Ecoute dispo ao amin’ny YouTube. De ny bonne reponse any sujet rehetra ao asehon’ny amin’ny farany. 15 sujets ihany ny ao, tsara raha mitady boky hafa koa anaovana preparation fa tsy ampy io.
2026-10-02 08:17:49
5
Annecy🌞 :
Lien anle video méthode nianarako allemand : https://vt.tiktok.com/ZSbPWcg1J/
2026-10-02 11:57:47
3
Mâmÿ Tîkö :
[Réconfortant][Réconfortant][Réconfortant]
2026-10-03 11:35:04
1
To see more videos from user @annecyserano, please go to the Tikwm
homepage.