tiako be merci kia nonoro ai ,fa efa kely sisa hody [Heartwarming]
2026-10-06 15:49:25
0
Sarah Bé :
Very aho rah ity aeroport Dubaï ity 😵💫😵💫😵💫
2026-10-06 16:47:20
0
Salala Rafaramalala :
very Zao ooo[Red heart]
2026-10-06 12:57:49
0
Yo Ah ¹⁰⁰⁹ :
Pour les gens mbola tsy nandeha avion ka mieritreritra ny andeha de tena ilaina be mits mba tsy ho paumé be enao . [Réconfortant]
2026-10-06 14:45:55
5
Kaysha🍒 :
Very sahady ah🫣
2026-10-06 16:42:47
0
Chineka Ashley :
De ni farani, sahià manonatani ollna na mot a mot ary ❤️, riato foana 😁
2026-10-06 15:29:19
3
vanilleyan :
Merci nizara fa sarosarotra kely ilay izy🙏
2026-10-06 14:24:56
6
Onix :
ohatrizao no tsy hitiavako vol avec escale
2026-10-06 13:13:21
1
Fanny🍒🍒🍒🍓🍓❤️ :
Ny fanontaniko oe rehef ifindra avion enao tonga d afindrany zareo koa zany bagage sa ahoana ? Merci fa mafinaritra b❤️😘
2026-10-06 14:14:02
1
Bloom :
vidéo d'intérêt public
2026-10-06 12:35:38
4
hnathalie ❤️ :
Tsisy misava ve zany eo @ immigration @ Kuala Lumpur io stp ?
2026-10-06 12:57:01
0
FELANA LINAH 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 :
sur AAA afa very @ Zao AAA rh mandeh irery sérieux 😳😳😳
2026-10-06 11:54:21
7
mathieu🧙🏽♂️ :
Merci beaucoup 😊
2026-10-06 16:15:50
1
𖡆 :
Tsara ery ilay vlog Sady ilaina bé ❤️
2026-10-06 13:05:24
4
None🤎 :
Merci beaucoup🥰❤️rehefa tonga mits zany vô maka ny bagage retra2?fa rehefa mi escale tonga d mandeha fotsn ?
2026-10-06 12:08:29
0
🪶kuruka :
Mercie 🥰
2026-10-06 16:20:28
1
Hary :
jesosy oh😭 very sahady ny zanakao 😩
2026-10-06 15:52:41
1
🤍 Emilson adoré 🇲🇬 🏳️🌈 :
tena tapaka ny hevitro fa tsy hanonofy ho any tsony rahatsy hoe vacances misy mitondra antanana mintsy [Larmes de joie][Larmes de joie][Larmes de joie].
efa very sahady zah na Mbola tsy manitsaka any tokotaniny aéroport international ivato [Larmes de joie][Larmes de joie][Larmes de joie][Larmes de joie]
2026-10-06 12:53:11
1
Cyrielle 🌹 :
Merci beaucoup 😘
2026-10-06 18:00:46
0
Ranomena :
Rizariza b marina mafy 1
😭😭😭
2026-10-06 18:16:11
0
Diane :
misaotra nizara kia annn
2026-10-06 18:16:53
0
To see more videos from user @anjaratinaa, please go to the Tikwm
homepage.