fa aona marina hoe tsotra ny volo tamin'ny mbola kely dia lasa curly rehefa lehibe ? 🤔
2026-10-07 21:21:01
29
🌺Koukoumie🌺 :
sur mihintsy
2026-10-07 21:21:58
7
💜Shalom2Jesus✝️ :
za mhts zany😂😂😂.. rehefa tsisy miasy de invitena mhts le mpiaramilalao hoe ndao hiady e 🤣🤣🤣
2026-10-08 03:17:29
4
🦥 :
Oh ry mialy a 😂😂😂
2026-10-08 10:45:40
0
Desi :
Hay vé enao io eeee🤭
efa niady taminay🤣🤣🤣
2026-10-08 19:53:05
0
Mialy Rafidison :
za mintsy izany ataoko mahita mintsy
2026-10-09 14:30:51
0
Thania 🧸 :
Za taloha mintsy zany🤣🤣🤣
2026-10-08 12:22:38
0
iffy00 :
😂 tena izaho koa ity 😆
2026-10-08 16:09:32
0
Sonia :
Tena zah mints ty 🤣😭
2026-10-08 09:35:35
0
Cherrie🍒 :
Miaikyyy ah🤣
2026-10-08 16:52:37
0
Mi Kanto 🌼🧸 :
za mits ty😭
2026-10-08 13:14:40
0
Boubou🌼 :
ndrie kiiiii😂😂😂😭
2026-10-08 05:25:55
1
misstiako :
Ny fiainan ndry ty aky tokony atao film biopic kely mihintsy ka 😂.
2026-10-09 05:23:01
0
Cici.🧸 :
Atraty🤣
2026-10-08 13:17:25
0
idealy :
hahahahaha 🤣🤣🤣
2026-10-08 13:05:20
0
HolyTinà🇲🇬 :
2026-10-08 08:49:42
0
𝑎𝑙𝑖𝑠𝑜𝑛 :
Tamin iton ilay tsy azo atao inon mihints 😭😆
2026-10-09 08:53:02
0
Makoukou🇨🇵🇨🇵 :
Fa inona Nantenaintena taminio sary io no croiser-na les doigts rty[Hilare][Hilare][Hilare] Dia tanteraka ve le vœux [Hilare][Hilare][Hilare]Hoe tsy hisy mony[Hilare][Hilare][Hilare]
2026-10-08 10:12:18
1
Gigih❤Nouh🐼❤ :
misy bandy zay eto antanananay noraisik tamin'ny vozon'akanjony de nahodikodiko🤣😂 hatramin'izao tsy te hierika anah mintsy🤣🤣
2026-10-08 02:36:31
0
Ma :
Le tanana droite😆😆
2026-10-10 05:09:40
0
miantsasah :
Zandriko iray zay ko de otrizany , mamaky oron’ankizy any apianarana any fona na ngeza na kely😂😂😂
2026-10-08 07:26:16
0
miiieeellleee :
Za koa mpanao an’izao tam mbola kely😂😂sady miantsy ady am tsisy antony😂 ny lehilahy ao am-pianarana tsisy tia ahy fa mpidaroka ankizy😂😂
2026-10-08 11:46:33
0
Ako Andria :
@Antsa Miangaly💫 tena vomay Haja Ta ty 🤣🤣🤣
2026-10-08 11:34:59
0
To see more videos from user @manongavanessa, please go to the Tikwm
homepage.