@mbolaf30: conseil kely ho anazy la famille . aza asina teny marary azafady #tiktokgasy🇲🇬🇲🇬🇲🇬 #tiktogasy🇲🇬 #tiktokgasy🇲🇬

MBOLA
MBOLA
Open In TikTok:
Region: FR
Thursday 08 October 2026 19:46:51 GMT
15166
623
51
30

Music

Download

Comments

oklm2bz
Anthonio... :
Tena situation ako ty zany le
2026-10-08 20:19:58
1
andryandria02
TULSA・🇲🇬 :
Milay ela Raha tsy miova Mbola ah👏
2026-10-09 08:00:03
9
twvn
Rajoniaina Toavina :
Ary ra misotro toaka fa tsy be taraina ?
2026-10-09 15:33:41
2
noumsbee
noumsbee :
manala fo indray mandeha, miresaka amin olona azo itokisana fa anampy sy tsy amadika, sady mitady zavatra atao midistraire, tsy maka mangina2 mitsy, avelao andeha tsara ny temps de deuil zay vao miertrrtr relation vaovao mba tsy ho ilay solony ny anadio anle temps de deuil dia izy ndray no ijaly, dia araho vavaka ral a, mafy2 kely io ref mandalo eo fa vitanla io. fombany io le ohn tsisy fofony tsoun le fiainana fa aveo mandeh milay be
2026-10-09 04:56:04
1
cxco110
💙Coco :
Avelao zany de ndao isotro tôka aloha
2026-10-09 03:16:09
23
brucewainn
brucewainn :
Je comprends lesy. Mais moi je suis resté pendant 4 ans à vouloir PROUVER que ça en valait la peine. Une relation dont j’avais investi mon temps et mon argent. Izy koa nijanona teo foana. Fa inona e, tu ne seras jamais assez pour quelqu’un qui ne sait pas ce qu’il veut. Au final tu te fais passer pour le 🤡 de l’histoire. Donc ne fait pas le même erreur. Faut être un peu égoïste parfois satria tout le monde miova miandalana eny foana. La bonne personne ne va jamais te regarder dans les yeux et espérer que tu sois quelqu’un d’autre. Dans mon cas on s’est séparé le 18 juillet fa Soa ihany fa teo Mbola nanao live isak’alina, ça m’a aidé à me sentir moins seul paske moi aussi j’allais sombrer dans la dépression. Prends juste le temps de guérir , move on bro et ne regarde plus jamais en arrière.Tu peux avancer avec ou sans elle. Mino lah ana fa mbola misy zavatra tsara no izany amin’ny fianana. Mes parents ils sont là mais eux aussi c’est pas le genre de parents hoe mi-comprendre be sy mi-communiquer comme certains e. Tu n’es pas seul monfr mais Il n’y a que toi qui peux te sortir de cette situation. Courage lesy. Prends soin de toi c’est tout et évite de toucher à l’alcool. 🫂
2026-10-08 21:36:16
12
ainamikaia
Mikaia 🇲🇬 :
« Le bonheur peut être trouvé même dans les moments les plus sombres, si l’on se souvient seulement d’allumer la lumière » Albus Dumbledore
2026-10-08 20:10:07
11
mr_ballom
Judichael 🎭 :
Vao manokatra tik tok dia tonton Mbola ny voalohany, Milay rangah enao oh, na le anatra na le feeling..
2026-10-09 08:57:44
3
badgood076
Bad Good :
tena grave ilay mitia de le olona mijouer sentiment nao tsy manaiky tsy manda de tena pffff 🥹🥹🥹🥹
2026-10-09 09:56:06
1
andriatiana38
Andriatiana Rakotomalala :
nsooo🥹
2026-10-09 19:27:17
1
ri97242
Ri✨ :
Meilleur coach et personne que j'ai rencontré Merci Mbola 🤗
2026-10-09 16:18:24
1
m.lucky013
Sambatra🎮 :
Misy ny vehivavy sasany rehefa tambitambazanao loatra indray izy hiverina aminao dia vao maika manao tsinontsinona anao😌Izy koa matoa niteny anao an'izay dia tsy tena tiany intsony enao.Adinoy izy,miezaha manao zavatra hafa mampifaly ny tenanao,aza maika be aloha hoe handeha tonga dia hiaraka amin'ny vehivavy hafa enao hanadinoinao azy.Zavatra hafa atao ohatra hoe mgame,miaraka amin'ny namana(tsy mirevy😇),mandeha vacance sy ny sisa dia adinao tsikelikely izy.Mifantoha bebe kokoa amin'ny hoavinao indray.
2026-10-08 20:57:14
6
elida....0
Mih 🧸 🎀 :
Merci tonton 💪
2026-10-09 06:00:32
3
zopan_da
zopan_da :
Mbola a un AURA de dingue 🔥🔥 Milay lty elah ry Mbola 🔥
2026-10-09 02:55:35
1
kantorita
Kanto 🥰🦋 :
Tellement vrai🥺tsy maika mitady solony fa mianatra mitia ny tenanao sy manao izay mahasambatra anao dia mianatra miaina irery fa ny olona matoa niala na tafiala tam fiainanao dia tsy natao hiray lalana izany ianareo🤗courage be
2026-10-08 19:58:14
1
iavo.nyaina
Iavo :
Merci lesy amle conseil 😔 fa ilaina be amle cas otrzao
2026-10-08 20:00:23
1
farakely0
Farakely💐 :
Ndriii courage de mila mitraka fona fa lehilahy ny tena 💔🤧
2026-10-09 09:21:07
2
baji.ff8
BAJI FF :
Zah moa zany de maneho fisaorana an'i Zokibe fa tsy voatery jeux fa zavatra maro no zarainao🤝🏻 Peace aby🪐
2026-10-08 20:08:36
0
mihaja_rajohnson
Mihaja :
Courage lesy
2026-10-08 21:17:10
1
joxnathan12
Jo Nathan 🇲🇬🇯🇵🇫🇷 :
Courage be de aza mjanona ao atrano matory be ao fa makarary io , oano ny kaly na tsy mazoto inakanina ary
2026-10-08 20:10:46
1
fanaxhz77
FanaXHz77 :
😔😔💔
2026-10-08 19:56:27
1
rixandriam
Rix Antho :
Efa teo tsika niala ry zandry .. Courage be elah, dia araho reo kozin'Mbola reo fa marina tsisy diso reo .. Anapiko kely azy fotsiny hoe ny fotoana ihany no afaka manasitrana anio, fadio ny mirona any am zava-mahadomelina fa tsy solution io (vola lany, aina reraka makafoka fa ny eo ihany ny eo) Courage be lesy 🫡
2026-10-08 19:58:19
2
joxnathan12
Jo Nathan 🇲🇬🇯🇵🇫🇷 :
Mtovy taona amlah ah rall ah , efa nandalo tamnah ko io maazo anlah io ary tena tsapako mintsy leh maazo anlah .... zah tsy de maay mteny be fa zao , teneno amn neny sy namana zeh tena makarary ny fon lah , enoy tsara daoly zeh tenen zareo , mety isy no mbola aniany kely ataon sasany fa raiso daoly fa tena anacourage anlah reo olona reo . Bon courage enao rall
2026-10-08 20:08:10
3
anjararak06
😎🤟𝕹𝖞 𝕸𝖆𝖒𝖎𝖐𝖔✌😎 :
Mbola, tu ne restes pas un simple joueur sur Nosy Lava RP, tu restes un mentor, un frère, une personne honnête, moi, depuis nijery ny livenlah ah d sad nis famindra aiko ny nanova azy ✌😔 amin maha olombelona moa d tsy maints mis dépression, fa en fait, je souris évidemment rf manaraka livenlah amin alina ✌ GG ral, j'aimerais juste hoe tsy ho lany ainspiraka elah amin scénario. je souhaite hoe hahazo fy sy hitombo atrany ny mpanaraka anlah 🥂 ary farany dia mba ho hahita izay sahaza azy isika rehetra izay célibataire ka ho tojo ny tia sy tina. merci les Gars
2026-10-08 20:52:10
2
ryannyaro
Ny Aro💂🏻 :
😭💪💔
2026-10-08 19:53:59
2
To see more videos from user @mbolaf30, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About