@docteurnomena: Ndao hanao dépistage daholo 🌷#cancerducoldeluterus #santé #madagascar #malagasytiktok

Docteur Nomena
Docteur Nomena
Open In TikTok:
Region: MG
Tuesday 13 October 2026 16:03:02 GMT
40757
3253
86
340

Music

Download

Comments

docteurnomena
Docteur Nomena :
Dépistage gratuit clinique Mahasoa bypass ce mois d’octobre
2026-10-13 16:04:18
42
joannasfinds_
Joanna :
You’re inspiring! 😸
2026-10-14 01:10:00
0
cynthiavahatriniaina
ᥫ᭡。 Vahatry Ny Aina 🧸ྀི :
Nanao stage tam CSB maro ihany ah fa tsy mbola nahita vaccin anaHPV zany mihitsy sa misy Campagne ve??
2026-10-14 09:28:37
0
fifih.ram7
Fifih Ram :
De raha aty tamatave ki de aiza no mandeha stp?
2026-10-13 17:29:06
4
11ladyvaah
11ladyvaah :
ka raha fa dila ny taona fa tsy nahafantatra sad tsy nanao anireo de aona no atao?
2026-10-14 07:28:59
0
tiana_randria09
𝚁𝚊𝚝𝚒𝚖𝚊✿ :
Dia mety ohatrinona eo no manao dépistage izany ??? azafady
2026-10-13 16:14:52
1
joanie_rktn
JLK_closet🌸 :
Raha 15 ans v le zaza dia Mety atao vaccin
2026-10-14 03:34:14
0
naiia.rk
Jahmeela🌹 :
Raha 20 ans izany ve Dr tsy mbola afaka ?
2026-10-14 08:12:54
0
nh.randria06
NÃh Randria :
merci beaucoup 🥰 Tsy atahorana ve kie n'y manao an'io dépistage io?tsisy effet secondaire ?😅
2026-10-14 02:49:42
0
ainafanoumezana
Aina Fanoumezana :
Raha vao teraka il y a 5mois Ve Mety Docteur
2026-10-14 05:55:13
0
anidfiraisantsoa
Firaisantsoa😉 :
de Raha le utérus mihitsy no tsy ao intsony ?
2026-10-14 06:44:45
0
mirahasitiana
Mira🫦🌹 :
raha plus de 18ans vé no manao Ilay vaccin d ts mety intsony☺️
2026-10-14 09:59:14
0
tinahshumanne
Tinah SHUMANNE :
Raha tamatave ko de aiza ny tokony andeha svp?
2026-10-13 17:53:31
0
tsiryrakotomalala
Tsiryrakotomalala :
rehefa plus de 14ans zany tsisy Vaccin intsony fa tonga dia depistage amizay?
2026-10-13 20:06:15
0
tianah_mampionona
Tianah Mampionona🫶🏼 :
Raha après 25 ans ve mbola mety ilay vaccin kie stp?
2026-10-14 00:27:41
0
iarymalala0
Iarynailtech💅❣️ :
ny moins de 25 ans zany mbola tsy afaka manao dépistage ?
2026-10-13 20:49:21
0
tatianah674
💰Twins Mdg🛍️ :
Zhaay aty majunga dia aiz zan no hanantonana
2026-10-13 16:45:10
0
schouki1
SchouKi :
Merci prezda🥰😂
2026-10-13 16:22:52
0
docteurnomena
Docteur Nomena :
Fondation Akbaraly aussi
2026-10-13 16:04:34
4
dylanandriamihanta2
dylan2 :
Merci Dr Nomena🙏
2026-10-13 16:40:55
1
14bidyratovoson
Larissa☄️ :
Merci beaucoup docteur fa tena mahafantatra zavatra maro manana anao ato amin'ny fyp🥹💗
2026-10-13 16:13:29
4
julesj914
🫧 :
afaka manao an Ilay vaccin contre hpv ko ve ny zazalahy?sa tsy manaiky ny csb2?
2026-10-14 05:05:46
0
ninihfitahianiavo2
Ninih Fitahianiavo :
Raha 23 ans ve zany Dr dia mbola tsy mila manao ilay dépistage svp?
2026-10-13 18:37:42
1
mionjfsgj4e
Mi Onja :
Merci dr, dommage za tsy afaka nanao le vaksiny fa ilay zanako no ho ataoko
2026-10-13 19:49:13
1
mi.ra024
Mi Ra :
efa 31 ans vao maheno de aona ny atao? 😅 aiza no manao vaccin le zaza vavy kely?
2026-10-14 14:11:54
0
To see more videos from user @docteurnomena, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About