non je suis pas d'accord... tsy biblique zany fampianarana zany..
Jesosy tenany no nampianatra nivavaka oe aza mamelaha ny elokay ary aza mitondr aanay amin'ny fankampanahy fa manafaha anah amin'ny ratsy.
ny elokareo no hefitra mampisaraka amiko aminareo, ny fanahy zay manota no ho faty , ota avokoa ny tsy fahamarinana rehetra, ho fath amin'ny fahotanareo io ianareo ...
2026-10-16 23:39:11
1
fazila sia :
Amen
2026-10-18 21:42:27
0
toky nomena :
ho anizay aram panahy dia matakatr tsara M@f 🥰
2026-10-18 04:40:11
0
Nathanaël :
Waouh
2026-10-17 04:21:14
0
Nomentsoa Lantoniaina :
Haleloiaa 🔥🙏
2026-10-18 05:45:21
0
Natacha :
C'est totalement vrai ❤
2026-10-16 15:47:19
0
Anialy ✨ :
M@F Tompoko ❤️
2026-10-17 06:41:55
0
mahandriamrrhy :
Dia ahoana ny Isaia 58 : 1?
mila hitsina ny fahotan'ny olona satria indraindray izy tsy mahalala na koa tsy tonga saina
2026-10-17 05:37:58
3
Zo Lalaina🐆 :
Fa rehfa miaiky ny fahotana dia mila manaiky miova amin’izay kousa fa tsy milalao sy tamana amin fahotana
2026-10-17 10:28:15
1
Rajo Andriana :
non,tsy mitombina izany,voavonjy daholo olona fa ts mis very Raha mety @Jesosy daholo n'y alehany olona,n'y fahitany olona n'y hatsarany Tompo tsy voatery manosika azy hanao tsara fa mijanona ho fahalalana ihany,,ISAIA 4:1,hainio rangahy io tsara, nanohitra n'y vavaka nampianariny Tompo zany izy hoe aza mitondra @fakampanahy, Jesosy koa niteny hoe mandosira n'y fijangajangana,n'y toriteninao no atao hoe lango malefaka
2026-10-18 03:12:43
0
toky nomena :
🥰🥰🥰
2026-10-18 04:37:33
0
𝓟𝓱𝓪𝓼𝓲𝓪𝓱🎀 :
❤️❤️❤️
2026-10-17 20:11:01
0
To see more videos from user @thony.andrianomen, please go to the Tikwm
homepage.