Ny ahy ataoko anaty lafaoro. Tsy mila andrahoina raha ronono amin'ny tavoahangy fa tonga dia asiana yaourt sy siramamy dia atao anaty boite dia anaty lafaoro ny alina.
2026-10-17 20:00:33
14
maman dianah :
merci amle torohevitr fa mba anandrana loa rah mety☺️☺️
2026-10-29 15:01:23
2
Rotsy Rah✨🍒 :
Ronono sy yaourt iti ny (fermant) de Nenah ki vilany asina gazety de bodifotsy ny hamonosana azy 🥰 mbola tsy nivadika na 1mandeh 😙
2026-10-17 20:39:50
12
Gislaine Raissa901 :
kara io sy za magnano
2026-11-12 03:54:30
1
Lauri :
mp octobre 9
2026-11-07 18:41:20
1
Ranto ♓ :
nenay tsa asiana rano mafana de mety 😊
2026-10-18 05:42:21
5
JULIANA&JAMES :
sode mahay mano Yaourt avy @ronono poudre enao azfd😊 ??
2026-11-11 17:53:12
1
nazma :
nena 4h de temps efa mandri asa l aminai att mafana
2026-10-18 09:06:26
1
蘭托 :
Mividy ronono foana fa oe anao yaourt maison fa matahotra sao tsy mety avy eo .
2026-10-19 16:55:55
1
Glow up 🍭 :
Tsy afaka téléchargena ki le iz
2026-10-21 14:22:09
1
Assiat Randriarivelo :
mp
2026-10-22 13:54:03
1
nayahvonjy :
nenah tsy asina rano mafana de mety
2026-10-31 09:46:36
1
Maneva :
za mba mangataka recette banana bread[Réconfortant]
2026-10-18 09:23:56
1
MC :
andraman ndray ty fa za efa nanao fa ts mety fona 🥺
2026-10-24 19:19:04
1
Sep7 Qu4tre :
Commerce an'olona🥲
2026-10-20 23:32:55
1
nomena :
mp octobre 09
2026-10-19 05:33:30
1
rojonoaina :
tena le rano mangotraka iny mutsy ve no atao ,sa atao maty2
2026-10-20 10:17:57
1
Alex :
merci
2026-10-18 16:36:26
1
SOA VAINQUEUR BÉNI :
misaotra hatrany hatrany hatrany akia, mbola vao hanandrana ny andry io Aho zao
2026-10-18 12:19:15
1
rinahvanesca3 :
otran'ip fona n'y fanaovako fa atao anaty carton de fonosana bodofotsy
2026-10-19 09:06:34
1
Anna Milla :
otrany nenao io iany ny fataoko madame ♥️
2026-10-18 02:44:53
2
user4016075565211 :
mila ilay documents azafady oo
2026-10-18 09:42:43
1
Peta 🌼 :
Nenay taloha tsy nasiana rano fa asiana gazette de aveo fonosina lamba itranio mitsy.
2026-10-20 12:09:20
2
Mi Booh :
Merci
2026-10-17 19:53:18
1
Mialy Fenosoa :
Atao mitovy ny temperature nle rano mafana asina anle ronono sy le ronono. atao anaty tavoangy lebe fa tsy manana pot d'yaourt mo mi'economiser espace anaty frigo. Tsy asina sucre amboalohany fa samy manisy sucre zay mety aminy ny hamaminy refa minana. yoplait no fataoko ferment mety be.
2026-10-31 11:56:58
1
To see more videos from user @jennifer.clarelle, please go to the Tikwm
homepage.