@fangkwelii: Mila fantarina sy zaraina ihany izany rehetra izany 🫶 aho Check the video 🇨🇳🇲🇬mba teneno anaty commentaire izay fantatrareo #fyp

fangkwelii
fangkwelii
Open In TikTok:
Region: DE
Sunday 18 October 2026 13:31:36 GMT
33950
1649
42
59

Music

Download

Comments

titinarandriamahamaly
Titina⚡️ :
Tsy oe ilay mandresy ve no mande any am-ponja?
2026-10-18 14:13:04
1
na.heriniaina
Na Heriniaina :
vao mada no ametrahana lalàna otrizany tonga d oe fitondrana manao didijadona eeee zao eee
2026-10-19 05:06:37
11
manantsoarak0
manantsoarak0 :
Madagascar ihany mibanaka 😭
2026-10-18 18:41:19
7
fangkwelii
fangkwelii :
Nifamadika ilay izy fa ohatran’izao : 不要打架、打输进院,打赢坐牢
2026-10-18 15:51:26
2
ash_ana19
MalagasyWomen🪐🇲🇬 :
Dit T'es pas Fitahiana ou Finoana (Tsy tadidiko tsara fa misy Fi.....)? Tu viens de Tsiroanomandidy? Si je me trompes😁
2026-10-21 02:39:20
2
pisobelouh
M :
Tsy hoe izany no tokony ho izy ?
2026-10-19 06:48:13
2
tsiverizoandriant
✟𝕤𝕚𝕧𝕖𝕣𝕚𝕫𝕠 𝖙𝖊𝖙𝖔𝖕࿐ :
Tsara ampiarina aty zan
2026-10-18 18:52:29
3
diana.m00n
dahiny :
tena mety be an 👍
2026-10-19 14:52:28
2
zomevaniaina
Zo Mevaniaina :
Condamnation à mort ny corruption
2026-10-26 18:30:09
1
john.wos
John Wos :
d in zan n anaovana kung du?
2026-10-19 17:20:44
1
tendry.rkt0
Tendry Rkt :
coucou Fy❤️
2026-10-20 10:50:54
1
user4384829012602
juniola :
nefa ireo Sinon ireo tena misetrasetra ao Madagascar no miseho ho tompon'ny tanana
2026-10-19 07:55:16
3
faraniaina.malala
🌼🌸 Su Han 🌸🌼 :
je confirme
2026-10-18 21:54:50
1
fangkwelii
fangkwelii :
Aza miady! Raha resy miditra hopitaly, Raha mandresy miditra am-ponja 🥰😁
2026-10-19 04:27:37
2
boubou50138
Nahitah ❤️🥰😘 :
Tena tsar kous kia zany any 🥰
2026-10-19 04:37:14
1
mionjfsgj4e
Mi Onja :
diso be izany le drama chinois ireny,vo miady d le mifampidaroka @tavoangy 😂😂(mananiany za a)
2026-10-20 19:21:11
0
hersonfotsiny
Her’son :
Ary ilay hoe miasa foana any na hatram alahady ve marina ?
2026-10-19 23:53:32
1
dxxxhery0
dxxxhery0 :
aty mada iany bordel bé , fa n'y Chine Sady manaja kolotsainy no manaja discipline
2026-10-19 02:50:02
1
_alviine
Alviine :
hitako eo mandroso be ny firenen'olona
2026-10-18 19:35:54
1
luiskasparov
luis kasparov :
de ny misotro toaka ??
2026-10-18 18:35:00
1
moi58210
Moi :
izany no tsy ampy aminlny Gasy nefa tena mety, efa nisy Filoha nametraka ireo lalàna ireo saingy nahongana ireto ny azy tadidiko: Tsy azo atao ny mihady andalana Tsy azo atao ny manao dokam-barotra momba ny alikaola na zava mahadomelina anaty sport tsy azo atao ny mampanambady zaza tsy ampy taona... mitovitovy ireo ary mampandroso saingy nosoloina DJ ny olona nampianatra ka niverina avokoa ireo ankehitriny Merci pour l'info
2026-10-19 05:11:45
1
To see more videos from user @fangkwelii, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About