@antsonyfahendrena: Mifalia amin'ny fanantenana

Antson'ny Fahendrena
Antson'ny Fahendrena
Open In TikTok:
Region: MG
Monday 26 October 2026 18:24:51 GMT
36333
4852
53
354

Music

Download

Comments

user205584227
Sofia Sofia :
Mankasitraka Tompoko 🙏❤️🙏🙏🙏
2026-10-28 09:19:25
0
sambatra_a
Sambatra Rakotoarison :
Misaotra pasteur an
2026-10-28 02:55:12
0
tinottafitasoa
tinottafitasoa :
mafinaritra ery ty pasitera ty 🥰
2026-10-27 02:55:35
37
anthonnia8
Anthonnia :
le rafozako, tena kizitina ,tezitezim poana , masika, nefa ref any amin VFL otrany Anjely, tokony misy VFL miarak aminy mipetraka ety akaikinay d amzay iz tsara fanahy fona😁 nefa olona manan an'i Jesoa
2026-10-27 12:26:16
17
hantamalalachrist
Christele :
Ampianaro aho Tompo ah!
2026-10-27 07:13:31
14
mevaurelie
MEVA ✨ :
Ndriiii, indraindray tokoa anie rehefa tena tototry ny olana dia lasa tsy ita intsony ireo antony maro hafa tokony hifaliana sy hananana fankasitrahana ireo e, tellement tena maro loatra ary tena mavesatra loatra ireo olana mianjady 😓
2026-10-27 12:22:04
5
giovvnni__
𝐎𝐦𝐚𝐫i :
Marina zany pastera
2026-10-27 17:07:39
4
v4g.ue
🐾v4gue🐾 :
Jesoa oo, za daholo izany🥺 kasiho aho mba hiova tokoa Amen😇
2026-10-27 01:55:54
3
user8071077841347
soa@0553 :
ndryyy misaotra Jesosy ❤️Malala oh
2026-10-27 02:13:23
2
zo.andrianjatovo
Zo Andrianjatovo :
mrc pasteur manova anako ' zan antsonao izany , misaotra Jesosy a🙏
2026-10-27 09:23:09
1
odyleandriamparan
rovanorovomadilo :
AMENA 🙏
2026-10-28 07:40:53
0
vola218
Volatiana :
marina izany Pasteur
2026-10-27 08:09:29
1
miorarandrian
𝑨𝒎𝒊𝒐𝒖𝒖𝒓 :
Amen
2026-10-27 17:02:19
2
johjoh5902
Johjoh🪼 :
🥰🥰
2026-10-27 03:02:30
1
lalao.nirintsoa
Lalao Nirintsoa :
🙏
2026-10-27 01:56:20
1
pounchye
pounchye :
amen
2026-10-27 03:04:41
1
rmintirasl
rmintirasl 🙋🏽‍♀️🪭 :
2026-10-26 19:04:26
1
rgelle_music
Rgelle_Music :
Amen 🙏 ❤️
2026-10-26 22:33:41
1
rafidinarivofelan
Felana Rindra :
Tompo o, Ilay kizitina dia Zah mihitsy , afaho re 🙏🙏
2026-10-27 17:32:25
0
maminouraz
Maminou :
Mankasitraka pasteur fa voaray ny hafatra 🙏
2026-10-27 17:03:00
0
marthe.julia1
Marthe Julia :
Mankasitra pasteur 🙏🙏❤️
2026-10-28 11:32:06
0
lamborghini4738
lamborghini :
Amen
2026-10-27 17:52:12
0
laure.2310
Laure🤍🌸 :
tena au bon moment, tena nilaiko ity hafatra ity,misaotra pastera ☺️🤗
2026-10-27 09:42:14
1
lahrihmamanimiora
Lahrih :
Ampianaro aho Jesosy an🙏🙏🙏
2026-10-27 17:23:20
1
jessyrh6
Sipakelyy💋 :
Amen
2026-10-27 07:44:33
0
To see more videos from user @antsonyfahendrena, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About