@shopinatech: 📱🍎 Et si un jour, on te vole ton iPhone ? 😰 Mieux vaut prévenir que guérir ! 👀 Découvre cette astuce iPhone pour anticiper le pire et protéger tes données. 🔐 💡 Abonne-toi pour ne rater aucune de nos astuces tech !#astuceiphone #iphone #vole #pourtoi #precautions
Alefa aminiza lay code123 stp? Satria ozy enao hoe n’importe quel téléphone fa iza leh destinataire anle message zany?
2026-10-29 22:01:19
5
Michella _ MDG 🥹🤎😻 :
Aiz ny mandef an’lay code am message
2026-10-31 02:39:35
1
🧸Angeline Vonjy🧸🐬 :
Ts mitovy io, hafa koa n raccourcie ´ny iPhone 11PM
2026-10-30 19:31:52
0
Wallah_frere :
Rehefa very mi de very any
2026-10-29 19:27:07
0
Miradji Edena :
Ahoana no analana i cloud
2026-10-29 22:16:52
0
ARM :
De ahoana raha Maty le phone na nesoriny ny puce??
2026-11-01 11:15:02
0
kelly_schiffer :
Tsy azoko? Alefa amn’iza le message de aona no alalana oe ity le iPhone ako? Tsy Mila imei tsy Mila Inin ve?
2026-10-30 09:57:59
1
alexiianj :
Otrn ts mety
2026-10-29 17:26:39
1
𝒫ℯ𝒶🪸 :
17 PM tsy otrzao
2026-10-31 19:02:47
0
ℝ 𝕀 ℕ 𝔻 ℝ 4. :
ary n emei anyy tsitadidy
2026-10-29 16:40:16
0
Antsa😚 :
Rovy tsis sms le iphone de tsy mety io
2026-10-29 19:14:05
0
Alvin Ravonisaonina :
Alefa any am Iza le code? Alefa am le num anao ao anaty iPhone ve sa alefa am le contact noenregistrena???
2026-10-29 19:34:18
1
Tøjø :
Eo amin’ilay mandefa message an’ilay code , dia Alefa message tsotra amin’olona iray ve dia possible Hipoitra ilay liens azafady ?
2026-10-29 17:37:03
0
T🐊 :
De ra esorina le oln le puce
2026-10-29 17:31:05
1
Tolotra Faratiana :
Tsy mitovy @ 17 pm
2026-10-30 16:00:11
0
𝓙𝓤𝓛𝓘𝓔 ᥫ᭡ :
Merci
2026-10-30 04:41:51
0
kurohige4 :
mividy vaovao 😐😐😐
2026-10-29 17:18:04
0
Ninie 🌸 :
Ra Maty ve le phone dia possible
2026-10-29 16:42:49
0
Agnes Lyone :
Tsy mazava oe alefa aiza le msg
2026-11-01 17:02:40
0
Nambinintsoa 💋 :
Ra tsis internet le phone d tsy mety io eh? Ra niala ku puce d tsy mety?
2026-10-30 06:41:10
2
Lucky :
Merci pour le partage
2026-10-30 03:36:30
0
mika2010m0f :
Tsy mazava rehef tonga eo @ilay màdefa message
2026-10-30 10:54:17
0
Landry Antso :
Mila mpetraka anaty appareil anakray fotsiny icloud nao. Ra manana iphone ray na pc de atao ao compte icloud. De tsy desactivena mintsy FMI amle iphone anao. Tonga de ita fona io fa manomeh update am compte icloud ny position misy anazy. Amzay na tapaka ary ny connexion ka maty le phone an. De ita fona position farany. Ataovy fona fotsiny mis a jour matetika amzay version farany tsara securité fona. Otran zani nahitako nenah, itako ny position anle iPhone ko very rehefa nataon zalah mis a jour naika atao bypass le izy tode nanao update position
2026-10-31 01:13:49
1
Dino🦖 :
Tsy aiko marina na diso fa ny fahazoko azy dia oe: andefasana message ilay olona destinataire iny( izay renseigne tao anaty phone very) ny message alefa dia tsy n’importe quel message fa ilay nosoratanao iny (ilay vidéo ty zao de oe code123) une fois lasa tonga ilay message dia mahazo URL ilay olona destinataire (ahafahany mi localiser anleh iPhone very) ny tsy fantako amzay dia oe raha maty ilay phone very dia possible fona ve ho localiser anleh iPhone
2026-10-31 16:49:24
0
To see more videos from user @shopinatech, please go to the Tikwm
homepage.