@li.misamalala: Recette : Riz frit Fumé avec 📍Kali Charcuterie ( @Maeva Ram ) et @Saveur authentique Merci be fa tena matchiiirooo be daholoo 🥹🤤🤤🔥🔥🔥 *cadeau d'anniversaire ilay hena fa ilay video tsy noterena nanao azy fa tena afapo loatra ah dia tena vokatry ny foko ilay vidéo 🥰🥹🫶🏼 🗓️Octobre 2026 #recette #rizfrit #miam #whatieatmalagasy #coucoubedaholo
Misamalala 🇲🇬
Region: MG
Friday 06 November 2026 14:13:14 GMT
Music
Download
Comments
Princia tsiafaraniaina :
tsy misy hoe may may tay eo
2026-11-06 14:31:10
73
cynthia Rakoto :
Tsisy maimay tay zany teo[Hilare][Hilare][Hilare]
2026-11-07 02:56:18
0
Misamalala 🇲🇬 :
TENA MIIIIAAM BE RY RRETO FA TSY HOE MISEO MLAYY AHH 😩😩
2026-11-06 15:13:09
11
wendy :
😂🤣🤣Tena sady te inana no matin fihomehazana mijery Andrie 😂😂, tena manaoouuhh
2026-11-07 04:37:51
1
a.🧚♀️🙂↔️ :
Adala 🤣🤣🤣 milay kaaaa
2026-11-07 03:23:27
1
Dallyah99 🇲🇺 :
Taiza Nvidy anl tongotr akoho?
2026-11-07 05:27:28
0
SafidyFa☆ :
miam be 😍
2026-11-06 14:18:50
1
Curvy Me💚🤍❤️ :
Efa an-dalana zhay ramatsou fa omano ny couvert a😂❤️
2026-11-06 15:47:11
2
Soleil☀️ :
jpp pour l'autre Misamalala qui pose la question 🤣🤣
2026-11-06 23:46:45
1
cleo.mdg :
« efa maty isa ireo rahavavy va tsisy manandrana zany » 💀😂😂😂😂😂😂😂
2026-11-06 15:13:18
1
Mialy Andrianarison :
Tena Miaaamm 😍😋😋😋 Mandray vahiny Ve ki nareo ? 🥰😁
2026-11-06 14:59:48
1
Aina :
Tena tsara be io saucisse io🥰🥰
2026-11-06 15:48:09
4
Läñjã Felantsoavina :
Nareo ki sady mahay minana no mahay mahandro 🥰🥰😂
2026-11-06 14:48:22
1
nyonyannie :
Ajanony any Riz frit anareo fa tsock atao projet 🤣🤣🤣
2026-11-06 15:27:01
1
Récompense✞ :
Feon'ilay mpanolotra ohatran'ilay tamin'ny TN TV taloha, mpanolotra an'i Mr Aina mitaiza zazavavin-drano😭😂
2026-11-06 15:27:55
1
钻石~ :
za koa Refa mahandro sakafo dia manao chef chef otrizany😂😂😭
2026-11-06 16:36:23
1
Lyna :
Le voix off ko aloha ry cheffe a 🤣🤣
2026-11-06 18:00:15
1
Lyly :
tsara bé ki izy izany ndeha oaveriko ity🥰
2026-11-06 15:36:36
1
Mih Voninkazo :
miam 🥰🥰🥰
2026-11-06 14:21:24
1
Maeva Ram :
🥰tsara loatra le voix off chef Misa a😅 mankasitraka foana e 🙏🙏🙏
2026-11-06 16:03:49
0
Mokary Mk :
Ovao tsock hono ilay projet. 😭😭😭
2026-11-06 22:47:20
0
Daniela TL :
tsy musy maimay tay zany eo 😂😂😂
2026-11-06 16:30:39
0
✨Shinary ✨ :
mila video ohatran'ity matetika 😂
2026-11-06 16:20:20
0
Loïck valdëz :
Tena efa nona be de mbola mahita anizao😭
2026-11-06 16:08:55
0
Anayy 🍒 :
nona ahhh😭😭
2026-11-07 01:32:49
0
To see more videos from user @li.misamalala, please go to the Tikwm
homepage.
© 2021-2026 TikWM. All rights reserved.