tadidiko be le nahazo anah 7 mois lasa zay fa d otrzao mits nahazo anah tamle contraction ๐ญ๐ฅฐ๐ฅฐ. Fรฉlicitations Mendrika ๐ฅฐ๐ฅฐ๐ฅฐ
2026-11-13 05:54:18
0
Rova Alexandra Rabenjamina :
Fรฉlicitations Mendrika โค๏ธโค๏ธ
2026-11-15 17:54:38
0
๐บ Mendrika ๐บ :
Natanjaka be a nody no itako eto๐โค๏ธ๐ฅฐ
2026-11-12 07:13:18
23
Tanjona Yonivah :
Izay hono vao tena Tandremo enao sao torana an๐๐
2026-11-12 07:59:56
12
โ๏ธMemejaโ๏ธ :
Za koa akia nitomany be nietsi-jaza ๐ฅนโค๏ธ
2026-11-12 11:48:05
7
cutiiieee๐ท :
aleo akombona tsara ny fe aloha fa tsy Mbola vonona ahazo anizao ๐ซ๐๐ญ
2026-11-12 11:56:36
4
dolliefanirisoa :
Tongava taiza n zazah โค๏ธ
2026-11-12 08:29:49
2
Ra Lala :
arabaina ๐ฅฐ๐ฅฐ
2026-11-12 07:26:27
1
ValiRapha :
Tongava taiza zazakelyy๐ฅนโค๏ธโค๏ธ
2026-11-12 07:20:58
1
๐งope โก :
Arabaina Mendrika ๐ฅณ๐maroaroa taiza ๐ฉท
2026-11-12 06:52:36
2
Lร ry Andrian's :
๐hotrany tsy vonona koa zah zany nefa efa ato ankibo le zaza๐คฃ๐คฃ๐คฃ๐คฃ๐คฃ๐คฃ๐คฃ๐คฃ
2026-11-20 09:26:40
1
Mami'Su :
tena Marary ry retou lay kankerinjaza fa tena tsy sahy nitomany Sy nisokabava fa mamenatra hono fa tamin nanao anazy hono nankafy be๐ ,de le manindry havia iny koa tena tsy zaka,,mafy tsika vevavy alo e๐๐
2026-11-14 19:17:19
1
Fenosoa Rabe :
Tiko b nareo 2 vavy mahay mifanohanaโค๏ธโค๏ธ๐ฅน๐ฅน
2026-11-21 12:21:49
1
Yavo :
Fรฉlicitations ๐ฅณ๐ฅฐTena aleo ilay mahazo mande2 toy izay ilay mipetaka sรฉrum eo ampandrina miandry sy mihaino ny fanaintainana eo๐