Mety mañana sipa Kely ianao any ho any tsy hiteny amin'ny vadinao sy ny fianakavianao ianao hoe mañana sipakely tsy nahateny le mpitsara 🤣🤣🤣🤣
2026-11-19 13:42:54
8
Naiya Ran :
Boubouta 🤣🤭
2026-11-19 13:13:23
7
Isaiah Risah💋 :
otran'ny hoe lasa enquête ndray le fitsarana nefa tokony any amin'ny biraon'ny polisy juste mamoaka didy sy porofo sisa no tokony hatao lasa manadroadro ny tompo manjo fotsiny le zavatra atao
2026-11-20 08:04:29
2
🥁🖤Thoky🖤🥁 :
ts fidiny anah hoe io ny bbtk tazomy🤣🤣🤣
2026-11-19 18:21:24
2
Simone Be :
Tena mahalatsaka be ty razoky ty
2026-11-19 15:39:07
3
ny_Aro🐏 :
Io ny bobotako fa hipipi zah fa tazomy😂
2026-11-19 14:48:15
3
𝓒𝓵𝓪𝓾𝓻𝓲𝓭𝓪 👸🏽 :
Zay ary nenao ry dada, tampona ny Domy 😩🤣
2026-11-19 14:19:44
4
💮🤟Hooligans 3𝓐 𝓖𝔀💮 :
nisy covid dia maninon le avocat ity tsy maty koa 😂😂😂
2026-11-19 17:46:00
1
Patrick🖤❤️ :
manao le fitsarana sy le anotanina 😅😅
2026-11-19 13:45:56
3
michael🥰 :
mlay le valiteny e[Laugh approved]
2026-11-19 13:43:40
4
i_cecilia🐆 :
zay tiko le famaliana
2026-11-19 15:02:18
2
Kaguyaa🌙 :
tsy hoe ny zandrinao no makorelina sy tsy voafehiny rainy de ny vevavy Kely sy ny tanora ankehitriny no raofinao samy mañana fiainany sy fitaizany ny olona fa zandrinao galy fantsy tsy taitra kory miditra tribunal nefa nahafaty olona 35
maninona no nanao fête d'anniversaire taminy andro tsy anniversaire any kory + ny accord ny RAD anao , fainanareo zany dangodango pro max
2026-11-19 15:50:39
1
Tókÿ Andriä :
Tsy hitan' zoky ze tenenina le ,🤣🤣
2026-11-19 13:53:29
4
Alex :
tapitra n'y anah ouz zoky b😂
2026-11-19 14:32:01
2
elianeandriamanoh :
iza ilay papasosy??? aiza ilay 4x4??? olona mipetraka amin" ny efitra iray .ny rainy ny vadiny ny zanany ???? dia lazainy ity procureur sandoka fa manao train de vie mpanakarena...hafahafa ihany??? tsy anjara ny gendarmerie sy ny fitsarana ve ny mitady porofo. ????? io procureur ve alohahiny hitsarana ny raharaha tokony efa manana ny porofo rehetra???? fz toa lasa izy indrzy no manendrikendrika no manery ary tsy manome hasina ny olonau tsaraina... dia mano resaka jiolahim'boto... afa-baraka ny fitsarana malagasy????
2026-11-19 15:13:55
1
Ny Tantely :
1 sy 1 ty ka tampina ny daomy🤣🤣
2026-11-19 14:56:44
2
Anjara Nomena :
io bobotako 😏
2026-11-19 14:27:54
1
Raflavien Edouard :
voamafy ndray nga lebe
2026-11-19 13:46:00
2
Razafindrafara :
🥰🥰🥰
2026-11-20 17:20:10
1
To see more videos from user @fyroutinah, please go to the Tikwm
homepage.