@iankinana_: Korontana tao Anosy 🔥😪 Fitsarana raharaha Ambohimalza #malagasy🇲🇬 #madagascar #ambohimalaza

Ɓ.𐤠.Ɲ.Ƙ.𐤠.Ɩ
Ɓ.𐤠.Ɲ.Ƙ.𐤠.Ɩ
Open In TikTok:
Region: MG
Thursday 19 November 2026 15:51:51 GMT
49386
4054
71
318

Music

Download

Comments

harena.rndt
harena.rndt :
Tsy tsapan zareo le izy dia any amle marary ndrindra no asiny. Logique b le rad ra angataka onitra satria nandritry ny fotoana naparary ny zanany nandany vola b (ny oxygène, sérum, fanafody…) tsy oe mtsara ivelany fa mety bdb reo nanao trosa, nivaro fanana sns. Marary anie zany oe zanaka maty alohan rad zany e
2026-11-19 18:22:05
220
hyacinthe_ralison
Hyacinthe_Ralison :
ataonay inona fantarina moa izany iny montant iny?
2026-11-19 18:50:43
10
ricky.melvino
Ricky Melvino :
Mafy aneh zany maty anaka zany e
2026-11-19 18:12:25
166
molly_cassar_
libbybee94 :
Perfect taste! 🙌
2026-11-21 21:05:26
0
neymarjr98407
คℓρ𝘩໐𝘯ʂɛㅤㅤ 🇲🇬 :
Aleo izy anao eh😫
2026-11-19 16:25:36
49
nilah.lollypop
🦋lollypop🦋 :
maman'i Iza zany ito
2026-11-19 19:20:31
0
tsiky802
🐧tsiky harison🐧 :
Zao mitsy angamba no atao amireo vao ivototra 😭😭 Tena mampalahelo le mama
2026-11-19 16:50:28
38
youremyonlypeace
🤍NiiO🦋 bijoux en argent💍💎. :
aleo izy amoka ny alahelony🥲
2026-11-19 23:07:29
3
cathieraharimalal2
Cathie :
tena mba fo vato ilay olona namono mahazaka mijery an'zao ka 🥺🥺😭
2026-11-19 18:49:37
21
soatina24
Bombas👄🎀 :
Ndriiii mampalaelo😔Tsampako be ilay izy na zah ts @ny placeny aza 😔
2026-11-19 22:07:14
7
raharimalala.feno
Eva :
Mafy kosa le izy fa aboay ny marina e
2026-11-19 21:51:48
1
ullrich05
Ullrich :
Aleo izy hamoaka ny alahelony
2026-11-20 06:54:59
3
nadegebiou
Nadège ✝️✝️☦️☦️ :
Otrany film mihitsy izy ty
2026-11-20 02:13:16
2
hanifitiavana3
Rafotsy :
Raha Ohtr ka hoe zah le nanao ratsy dia vao nahita an lay reny aho dia nitono tena ts zakako 🥺 mafy n manjo Mbola miampy a zao koa 🤦‍♀️🤦‍♀️🤦‍♀️
2026-11-19 18:25:20
11
sailarogers9
saïla :
Driii tena mafy mahazo azy😭
2026-11-19 22:38:20
1
user1818748008817
Hantanirina RAS :
mapalaelo l'ay reniny
2026-11-21 06:22:18
1
didi53926
Didi :
Ndriii 😢 tena mafy ny mahazo anireo ray amandreny maty zanaka reo. Na ny fijorona eo amerina hitantara ny fomba nahafatesan zanany aza tena mafy zany.
2026-11-19 21:42:09
7
cjikartis
Ikartis :
Fa rajoel nanin pory ndray 😅😅 balle perdue 😅😅
2026-11-20 01:44:38
2
srihar7253
👑zæzæ مريم عبد الله👑 :
😥
2026-11-19 22:03:19
2
nalyrandria1
nalyrandria1 :
Mavesatra loatra
2026-11-20 14:46:10
0
sonia.mi09
Soniah Jojo :
Tena mafy ry reto ah
2026-11-20 19:33:56
0
sam.raz16
Sam Raz 🐚 :
Tena makarar aina le izy kosa aloha tena mafy ar tena tszaka izny tena tsapak le izy 😭😭😭
2026-11-20 19:59:45
0
username.0000000044
Tinkerbell :
Fiainandri aloha ry fenohasina efa potika tanteraka na ho afaka eo na tsy ho afaka amin‘ity raharaha ty. Mbola tanora kely sady mbola Aiza ty fiainana????
2026-11-20 21:19:15
0
mimi.atnahim
Atnahim :
c'est ça être mère 😔😔😔
2026-11-21 09:47:00
0
sitrakanina
sitrakanina :
ndriiiiii
2026-11-20 17:22:32
0
To see more videos from user @iankinana_, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About