@manitra.11: nenah ito original ito no tiko 😻 ary nenareo le cover ve sa le original no tinareo? 🎶 Mr Saida #popular#tiktokviral#malagasy

sôkôla🍫
sôkôla🍫
Open In TikTok:
Region: MG
Saturday 21 November 2026 09:05:00 GMT
45007
5847
139
176

Music

Download

Comments

fanilo2096
✨FANILO✨ :
nen le vehivavy no nampalaza an'ity, donc tsara koko nenle vehvavy par rapport amtyh. ah zäh ts nahalala n fisin'ity Raha ts nisy aniny NF otran EFA Hira EFA ela be zany. Mbola tsara nenle sipa aloha Raha amiko.
2026-11-22 06:21:41
84
rahantanirinadimb
Claudia :
Ay ve zany ity le orginala ♥️♥️👍
2026-11-25 02:27:12
0
nandrian_ux
nandrian :
Hafa ihany ny original. Raha tena nanaraka azy hatramin’izay dia mahalala tsara ny fahaizany mamorona sy ny melody-ny. Fa isika moa somary tia vao dia lasa ilay cover no henonao voalohany. Tsymampaninona mihitsy anefa izany fa hafa ihany ny puriste rehefa mihaino. Amiko tsy misy ratsy fa samy manana ny tiany fotsiny ny olona. Mino koa aho fa mbola betsaka ny hira tsy ren’olona nefa tsara any ambadika fa izay malazalaza fotsiny no henoiny.
2026-11-22 07:15:28
36
raharilalamanana
Tantely :
ra hanoratra hira kosa aloha lezalahy ty tena michapeau za
2026-11-22 04:32:59
82
cristianrafanomez
Cristian mpanarivo :
ty original ty efa 2024 fa tsy nalaza fa vo nivoka le any anja rakoto vo hainy olona
2026-11-22 16:57:58
12
maxfeminin
maxfeminin :
Zay vao henoko ilay original 😂😂
2026-11-22 11:29:59
4
ortonlevirtuose
Fifaliana_Chrisrian :
le cover 😊
2026-11-22 05:51:03
8
fafahrajao
🌅✨Fafah Rajao ✨🌅 :
ilay an'ilay vehivavy no tsara
2026-11-22 15:29:12
6
miranasabrina
Brinisia :
hain n'y Saida kokoa no nanasongadina ireo zava maneno ao anatin ito Hira ito izay no tena itiavako an ito original ito ,tena tiako n'y olona mahay manao combo instru io Sady zavamaneno anisan n'y ankafiziko n nampiasainy tamin ito Hira ito noho izany tsy atakaloko orijinaly mihitsy ☺️
2026-11-22 10:20:12
5
ari_kantou
Ari Kanto :
samy tsara fa ito no tiako😍🥰✨
2026-11-22 12:11:25
2
boutique.oceane
Ny Ando Yole :
Ilay an’i Anja no tiako
2026-11-23 18:00:55
1
user9306991679431
Gianna :
cover
2026-11-22 08:14:37
1
sergevaliantsoa
Serge Raherivelo :
Rien ne vaut l'original
2026-11-22 14:38:56
1
tafitasoa.laurent
Tafitasoa Laurent Randrianaivo :
ambohidratrimo tao @ rova ve?🥰🥰
2026-11-24 16:17:42
1
tsiaronandrianina4
TSIARO Nandrianina :
Ilay muisik tsara be ❤️💐
2026-11-24 15:01:31
1
user8580841373434
@ Alida 069 :
aleo ihany ranga le original e
2026-11-23 11:39:14
2
sysyh054
…Sylvanah Rampanarivo 🪷 :
Samy tsara🙂‍↕️fa ny ahy ko ty tena tiako efa mpankafy Sayda fona☺️🥰
2026-11-24 03:46:57
2
irinah3898
Diablesse❤️ :
❤️lay original.tena tsara e ,
2026-11-24 10:43:11
1
kiala.tojo
Kiala Tojo :
évidement ♥️hafa foana n namorona anazy..🥰
2026-11-23 19:51:38
2
aynah.visualdesigner
Aynah / Visual Designer :
je prefere le cover [Réconfortant]
2026-11-22 18:10:57
2
rotsy.hira
Rotsy Hira❤️ :
Kay vê eee😂
2026-11-22 18:28:34
1
michellebona89
Michelle :
samy tsara 😅
2026-11-22 17:04:03
1
ornellaaa_7
Ornella 🍒 :
Za koa tia be an‘io original io 🥰
2026-11-22 18:41:10
2
nantenainanicolas
BYMII 😈 :
Hafa ihany ny original 🎧
2026-11-22 18:38:03
1
andoniainah
andoniainah :
io tiako
2026-11-22 04:44:07
2
To see more videos from user @manitra.11, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About