@njakatsifoiko: Misy RAD tsy tia zanaka ve? #njakatsifoiko #therapeutefamilial

Fitiavana Njakatsifoiko
Fitiavana Njakatsifoiko
Open In TikTok:
Region: MG
Wednesday 25 November 2026 16:34:20 GMT
1535
146
24
15

Music

Download

Comments

ninah4484
siwan :
Ary raha oe notafitainy lay zanany dia avy eo izy miandry valibabena dia vao tsy nanome lay zanany dia lazainy fa tsy tia azy
2026-11-25 18:51:10
2
fanantenanarajaon
Fanantenana :
Ny ahy indray zavatra tena niainako ity,ny rafozambaviko mihitsy no efa narcissique atramizay,dia hitako oe lasa mifindra any amin'ilay zanany ilay izy,ary ny tena atahorako dia ny zanako mbola miaraka aminy zareo ao amin'izao.tena very hevitra za oe ahoana no ataoko mba afahako mitaiza anio zanako io,satry ilay vadiko niala tamiko🥺,mba mila fanampiana raha misy afaka manampy ahy
2026-11-25 20:14:49
2
andriatiana38
Andriatiana Rakotomalala :
tsy tia zanaka eo ihany , fa miangatra no tena iainana
2026-11-25 20:05:32
1
annecy9287
Annecy :
misy ny olo niteraka fa tsy mendrika reny🥺
2026-11-25 18:56:04
1
hanithonie
Anthonie Andriamahefa :
Ny hahitana an'izao ihany koa moa dia afaka akana lesona mba tsy atao ho an'ny taranaka, surtout hoe nisy vécu
2026-11-25 19:52:03
1
nanciaaa0
@Nancia👀 :
Tena tsisy irarainy anzany
2026-11-26 07:00:55
0
ynna.brownne
ynna brownne :
tena marina n'y RAD de hoatrany zany
2026-11-25 18:48:48
1
lizabeth5518
lizabeth5518 :
ny rafozambaviko izany
2026-11-26 06:52:46
0
juliannarvl
julianna :
tn marina ny lazainao!!
2026-11-26 07:13:23
0
ginnotrakotoarino
Di sy Fy :
misy zany
2026-11-26 06:02:21
0
justinemoi123
sweet me😘🥰 :
Ny reniko dia tena izany mihitsy.
2026-11-26 05:30:44
0
aiondo5
Pa Ssoulle 🇾🇹 :
BNP
2026-11-26 07:01:37
0
esmirah93
Esmirah :
tenga maringy zany tompoko. na zah koa mba lasa sainy @RAD io
2026-11-25 19:10:22
0
hanithonie
Anthonie Andriamahefa :
tena misy zany😅 ary tena reo teneninao reo mihitsy ny toetrany
2026-11-25 19:50:43
1
nathanalie30
Nathaïty :
Aleo lo za angina , fa mbola tsy fotoana iresaako zao.
2026-11-25 17:00:26
1
vanilorama
💞Vanilô🏋🏻👩🏻‍⚕️💞 :
Ary le soatoavina malagasy hoe mila mamaly babena ny zanaka ve tsy efa endrika narcissisme?
2026-11-25 18:11:01
1
serda.jenny.manam
Serda Jenny Manambintsoa :
tsy azoko tsara alou le zanany oe refa lehibe le zaza dia le RAD narcissiques ve no maka avantages? aona ny fomba mety oe hitazaina ny zaza dieny mbola kely ohatra??
2026-11-26 05:40:39
0
To see more videos from user @njakatsifoiko, please go to the Tikwm homepage.

Other Videos


About